03/07/2025
🇲🇬❤️️ ZARAZARAO FA MAHASOA
Ny rano no fototra voalohany hitsirian'ny fiainana (.) Fantaro fa ny rano mafana no maha ela velona noho ny rano mangatsiaka.
⛔Ny rano mangatsiaka indrindra ny eau glacée dia mampihena ny taona iainana; raha toa misotro ranom-boankazo mangatsiaka na glacée ianao dia:
✔️- manakatona tampoka ireo veines efatra ao amin'ny fo ary miteraka crise cardiaque. Ny zavapisotro mangatsiaka no mitana ny laharana voalohany amin'io aretina fietsehin'ny fo tampoka io.
✔️- miteraka olana eo amin'ny aty (foie) koa izy, mampiraikitra ny menaka ary ny akamaroan'ny olona natao transplantation ana aty dia vokatry fisotroana rano mangatsiaka avokoa.
✔️-ny rano mangatsiaka dia mamely ny parois interne an'ny vavony ny tsinay kely ary ny tsinay be. Miteraka homamiadana rehefa ela ny ela.
👍Ny rano mafana sy ny fomba fampiasa azy:
Rehefa hitantsika teo ny vokadratsy ateraky ny fisotroana rano mangatsiaka loatra dia indro ny fomba fisotroana rano mafana:
- na mahamay tahaky ny inona aza ny andro ka mangetaheta ianao dia rano manodidina ny 45°C eo no tokony sotroina.
- mifohaza maraina dia misotroa efatra vera misy rano mafana na matimaty, mbola foana mantsy ny vavony amin'io fotoana io. Mety tsy ho vitanao ny hisotro indray mandeha izany efatra vera izany nefa kosa mandeha amin'ny fahazarana tsikelikely.
- fanamarihana: tsy mihinana ninoninona mandritry ny 45 minitra taorian'ny nisotroanao ilay rano mafana.
Maro ny tombotsoa azo avy amin'ny rano mafana raha mahavatra misotro isa-maraina dia hilamina ireto ary ho sitrana tanteraka:
- diabète 30 andro
- aretim-bavony 10 andro
- karazana cancer rehetra
- tsy mazoto homana 10 andro
- tranon-jaza sy ny mifanakaiky aminy 10 andro
- olana ara menstruation eo amin'ny vehivavy 15 andro
- aretin'ny fo 30 andro
- aretin'andoha, aretin'atoka 3 andro
- cholestérol, Asthme
ity hafatra tsara mahasoa ity!
Aza tazomina ho an'ny tenanao irery izay zava-mahasoa hahavonjy aina.
__ Andriamanitra anie hitahy anao
hafahanao hisotro ilay rano mafana dia manana tolotra ho anao izahay. 034 45 864 51