Longrich Madagascar Business By Rovaniaina

Longrich Madagascar Business By Rovaniaina Jeunes sans emploi, travailleurs, femmes, diplômés ou non. Cette opportunité est pour vous. Viens te bâtir un réseau.

Change ta vie, LONGRICH MADAGASCAR BUSINESS est la solution qu'il vous faut.

🌿Thé Longrich 🌿 manampy amin’ny fanenana vatana sy hitsaboana ny olana ny hypertension sy ny diabeta✅Longrich dia manan...
27/02/2021

🌿Thé Longrich 🌿 manampy amin’ny fanenana vatana sy hitsaboana ny olana ny hypertension sy ny diabeta

✅Longrich dia manana ireto karazana thé 3 ireto hanampy atsika amin’ireo karazana olana ireo

👉 🌿Thé rose 🌿 45g -15 sachets
👉vita @ the vert, gel d’aloes vera sy aubepine

✅manampy amin ‘ny fanenanana ny vatana
✅Mampihena ny fahazotoan mihinana
✅Manampy amin’ ny fikorinan’ny rà
✅Manadio ny rà sy manala ny loto
✅Mampihena ny risque azahoana AVC
✅Manatsara ny fiasan’ny atidoha

🌿Thé vert🌿45 g misy 15 sachets
👉vita @ poudre d’amande,graines germées de radis, graines de cassia , thé vert

✅Manampy amin’ny fanenana ny lanja
✅Manampy amin’ ny fandevonan kanina
✅Manatsara ny fikorinan’ny rà
✅Manala ny loto ary manadio ny rà
✅Miaro @ aretin’ny infection urinaire
✅Afaka itsaboana ny fitohanana na constipation
✅Mampisokatra ny tratra
✅Mampilamin-tsaina ary mety @ olona tratran’ny dépression

🌿Thé marron🌿45g -15 sachets
👉Vita am graine de cassia sy aubépine

✅Manampy amin ny fanenana tavy amin’ny kibo
✅Natao indrindra hiaro @ fiakaran tosidrà na hypertension
✅Miaro @ aretin’ny diabeta
✅Manala ny cholestérol ratsy any anaty rà
✅Manatsara ny fikorinan’ny rà
✅Manala ny loto ary manadio ny rà
✅Manala ny fanaintanana mandritra ny fandimbolana
✅Manadio loto any @ voa na reins ary ny tsinay

👉 Vokatra bio tsy misy effet secondaire

🚫tsy mety amin'ny vehivavy bevohoka, mampinono ary ny olona manana lanja ara-dalàna , ny zaza latsaky ny 5 taona🚫

👉Livraison Tana/Province
-------------------------------------------
💥Rdv en MP pour vos commandes ou pour devenir distributeurs.
📞 034 84 967 76/ 032 91 465 47
💥 Ambohitsoa
Meilleure vie et meilleur avenir avec Longrich
-------------------------------------------

🌿Déodorant Longrich (Anti-perspirant Dew) 🌿50mL ✅Ny déodorant anti-transpirant Longrich dia vita am zava maniry ary bio,...
24/02/2021

🌿Déodorant Longrich (Anti-perspirant Dew) 🌿50mL

✅Ny déodorant anti-transpirant Longrich dia vita am zava maniry ary bio, tsy misy effet secondaire:

👉Mety amin'ny karazan-koditra rehetra
👉 Manala fofona sy mampihena ny hatsembohana be loatra
👉Manala ny hidihidy amin’ny helika
👉Mora maina sy haingana , tsy miraikitra ary tsy mamela tasy amin’ny akanjo
👉Mitazona anao ho manimanitra mandakariva
👉 Ny extraits d’aloès manamando sy miaro ny hoditra
👉 Manome fofona malefaka sy mihaja, misy hanitry ny voankazo sy voninkazo,
👉Mampahazo aina mandritry ny andro, manitra sy mampahatoky Tena
👉Mora ampiasaina
-------------------------------------------
💥Rdv en MP pour vos commandes ou pour devenir distributeurs.
📞 034 84 967 76/ 032 91 465 47
💥 Ambohitsoa
Meilleure vie et meilleur avenir avec Longrich
-------------------------------------------

👉Te hanana tarehy madio,tsy misy tasy sy mandimandina ve ianao ?👉Te hanala tsatsakoatra na Vergeture ihany ko?Ampiasao n...
15/02/2021

👉Te hanana tarehy madio,tsy misy tasy sy mandimandina ve ianao ?
👉Te hanala tsatsakoatra na Vergeture ihany ko?
Ampiasao ny savon bambou noir miarak am lait SOD milk
Savon noir Longrich vita maniry (charbon de bambou(2 herinandro dia mahita vokatra)
✅Mety ho an’ny karazana hoditra rehetra( ankizy na lehibe)
✅Manadio tanteraka ny tarehy (manala panda, point noir , ary mony)
✅Miaro amin’ ny areti koditra maro
✅Manamandina ny tarehy
✅Manala ny tsatsakoatra na dia efa ela aza
✅Manadio ny vatana iray manontolo
🌿Lait ou crème Longrich (SOD Milk) 200 ml🌿
👉Mety amin’ny hoditra rehetra
👉Misy glycérine manamandina sy mampitsahatra ny fahamainan’ny hoditra
👉Manala ny hidihidy sy ny vakivaky amin’ny hoditra
👉Mamelona sy manome aina vao ireo hoditra simba
👉Manala ny tsarsakoatra na vergetures
👉Manazava ny endrika sy mampalama ny hoditra
👉Manala ny ride sy mampitsahatra ny fahanteran’ny hoditra
👉Mety tsara ampiasain’ny olona tratran’ ny cancer ny hoditra
👉Manala ny hoditra mora mivaramena ary
manala ny fanaintainana
✅Fomba fampiasa azy: Ahosotra am tarehy efa voadio dia somary horona kely hiditra anaty hoditra tsara ny produit
✅Azo atao crème ahosotra amin’ny vatana ihany ko
,✅Tsara kokoa ny vokatra azo amin’ny fampiarahana azy sy ny savon bambou noir
-------------------------------------------
💥Rdv en MP pour vos commandes ou pour devenir distributeurs.
📞 034 84 967 76/ 032 91 465 47
💥 Ambohitsoa
Meilleure vie et meilleur avenir avec Longrich
-------------------------------------------

👉Te hanana tarehy madio,tsy misy tasy sy mandimandina ve ianao ?👉Te hanala tsatsakoatra na Vergeture ihany ko?Vahaolana ...
19/01/2021

👉Te hanana tarehy madio,tsy misy tasy sy mandimandina ve ianao ?
👉Te hanala tsatsakoatra na Vergeture ihany ko?

Vahaolana Savon noir Longrich vita maniry (charbon de bambou(2 herinandro dia mahita vokatra)

✅Mety ho an’ny karazana hoditra rehetra( ankizy na lehibe)
✅Manadio tanteraka ny tarehy (manala panda, point noir , ary mony)
✅Miaro amin’ ny areti koditra maro
✅Manamandina ny tarehy
✅Manala ny tsatsakoatra na dia efa ela aza
✅Manadio ny vatana iray manontolo
✅Afaka manao livraison
✅Afaka jifaina eo Ankadifotsy ampitan’ny FJKM ( trano gris foncé misy plaque BARON BET)

🛑 Disponible en grande quantité
👉Livraison Tana/Province
-------------------------------------------
💥Rdv en MP pour vos commandes ou pour devenir distributeurs.
📞 034 84 967 76/ 032 91 465 47
💥 Ambohitsoa
Meilleure vie et meilleur avenir avec Longrich.

17/01/2021
🌿Liana hiditra partenaire na distributeur ny vokatra longrich ve ianao?🌿👉Efa maro no resy lahatra manao azy io hatramin’...
16/01/2021

🌿Liana hiditra partenaire na distributeur ny vokatra longrich ve ianao?🌿
👉Efa maro no resy lahatra manao azy io hatramin’ny olo malaza noho ireo tombotsoa maro azo avy aminy mihoatra noho ny business hafa.
👉Tsotra ny fomba fidirana aminy
✅Mividy ireo vokatra longrich ianao izay efa misy mandeha par pack izay afaka isafidiananao.
👉Vokatra tsara, manampy amin'ny fahasalamana, manaraka ny fenitra manerantany, amin'ny vidiny iraisan'ny rehetra ato amin'ny LONGRICH no eo ampelantananao ( prix distributeur)
👉Afaka amidinao ny entana hakanao tombony na ampiasainao ihany koa mba hanamora ny fandresenao lahatra ny manodidina satria dia tsara dia tsara ny produit Longrich ary hita fa vetivety dia ahitam-bokany ny fampiasana azy
👉Ankoatra ireo tombony azonao ireo dia omen’ i LONGRICH bonus isankarazany ianao izay raisina isan-kerinandro arakaraka ny fivoaranao izay ahafahanao miakatraka dingana ka mety azahoanao toy crédit téléphone, fiara, voyage Nosy Be na international sns toy ireo efa nisitraka izany tombotsoa izany.
👉Raha mahaliana anao izany dia midira mp mba ahafahanay manazava be be kokoa anao sy manampy anao amin’ny fomba handraharahanao .
📞0348496776

🌿Déodorant Longrich (Anti-perspirant Dew) 🌿50mL  ✅Ny déodorant anti-transpirant Longrich dia vita am zava maniry ary bio...
15/01/2021

🌿Déodorant Longrich (Anti-perspirant Dew) 🌿50mL

✅Ny déodorant anti-transpirant Longrich dia vita am zava maniry ary bio, tsy misy effet secondaire:

👉Mety amin'ny karazan-koditra rehetra
👉 Manala fofona sy mampihena ny hatsembohana be loatra
👉Manala ny hidihidy amin’ny helika
👉Mora maina sy haingana , tsy miraikitra ary tsy mamela tasy amin’ny akanjo
👉Mitazona anao ho manimanitra mandakariva
👉 Ny extraits d’aloès manamando sy miaro ny hoditra
👉 Manome fofona malefaka sy mihaja, misy hanitry ny voankazo sy voninkazo,
👉Mampahazo aina mandritry ny andro, manitra sy mampahatoky Tena
👉Mora ampiasaina

Mp raha mila fanazavana fanampiny
📞 034 38 198 44 / 033 32 383 63
👉Livraison Tana/Province

LONGRICH DEODORANT & ANTI TRANSPIRANT👉 Amin’izao andro mafana izao dia tena mety aminao ity Déodorant Longrich (Anti-per...
08/12/2020

LONGRICH DEODORANT & ANTI TRANSPIRANT

👉 Amin’izao andro mafana izao dia tena mety aminao ity Déodorant Longrich (Anti-perspirant Dew) 50mL ity.

👉Ny déodorant anti-transpirant Longrich dia vita am zava maniry ary bio, tsy misy effet secondaire:

✅Mety amin'ny karazan-koditra rehetra
✅ Manala fofona sy mampihena ny hatsembohana be loatra
✅Manala ny hidihidy amin’ny helika
✅Mora maina sy haingana , tsy miraikitra ary tsy mamela tasy amin’ny akanjo
✅Mitazona anao ho manimanitra mandakariva
✅ Ny extraits d’aloès manamando sy miaro ny hoditra
✅ Manome fofona malefaka sy mihaja, misy hanitry ny voankazo sy voninkazo,
✅Mampahazo aina mandritry ny andro, manitra sy mampahatoky Tena
✅Mora ampiasaina
-----------------------------------------------------------------------------
Déodorant et anti-transpirant bio à la base des plantes. Le déodorant anti transpirant de Longrich est très efficace pour prévenir les démangeaisons sous l’aisselle, sans effet secondaire, en raison de la teneur en éléments chimiques libre avec un bon parfum.

Cela va vous faire sentir frais et confiant
- Convient à tous les types de peau
- Il contient un complexe antiperspirant
- Combat efficacement la sueur et l’odeur
- Il vous garde rafraîchit
- Les extraits d’aloès fournissent de l’humidité et une protection pour la peau

1- Anti perspirant déodorant : contenant un facteur de refroidissement anti transpirant efficace qui peut réduire efficacement la sueur des aisselles et éliminer l’odeur de sueur

2- Parfum relaxant: frais et élégant, floral et fruité, sensation confortable à travers le jour, parfumé et plein de confiance en soi

3- Douce Stimulation : Doux sans résidu, séchage rapide, non collant et non contamination des vêtements

✅ Usage

Compact, forme de type de boule, il suffit d’ouvrir la bouteille, rouler doucement la majeure partie de la boule sous le bras et vous pouvez produire une fragance fraîche et agréable

✅ Précautions

Ne pas appliquer à la peau endommagée ou enflammée
Arrêter d’utiliser en cas de rougeur ou de démangeaisons
Veuillez le garder hors portée des enfants
Vous pouvez commander chez notre Stockist
Longrich meilleur vie,meilleur futur

🛑 Disponible en grande quantité
👉Livraison Tana/Province
-------------------------------------------
💥Rdv en MP pour vos commandes ou pour devenir distributeurs.
📞 034 38 198 44 / 033 32 383 63
💥 Manakambahiny(en face accem)
Meilleure vie et meilleur avenir avec Longrich.
-------------------------------------------

DENTIFRICE AU THE BLANC ET ALOES DE LONGRICH👉Vita amin’ny thé blanc sy vahona , tsy misy fluor ary mety tsara ho an'i ol...
08/12/2020

DENTIFRICE AU THE BLANC ET ALOES DE LONGRICH

👉Vita amin’ny thé blanc sy vahona , tsy misy fluor ary mety tsara ho an'i olona marary nify matetika

✅Afaka ampiasain’ny olon-dehibe sy ny ankizy
✅Miaro amin’ny karazana areti-nify
✅Manamafy ny nify
✅Mampitsahatra ny nify mandeha rà rehefa borosiana
✅Mamono ny biby kely manimba nify
✅Manadio tsara hatrany anaty ny nify
✅Manafotsy ny nify indrindra ho an’ ny olona manana nify mavomavo ireny,
✅ Manala ny fofona ratsy amin’ny vava
✅tsy misy effet secondaire
----------------------------------------------------------------------------
Pour une meilleure hygiène buccale, le Dentifrice au Thé Blanc et Aloès de Longrich est recommandée par les dentistes

Il Combat les maux de dents et les caries, assure des gencives saines et une haleine fraîche toute la journée

Pâte dentifrice à effets multiples :
- Résistant à la décomposition et sans fluor : l'essence de thé blanc empêche la carie dentaire, la gomme faible, la mauvaise haleine et la douleur dentaire.
- Nettoyage en profondeur : les abrasifs antiseptiques et de silicone doux vous donnent une bouche propre, des dents plus blanches et une haleine plus fraîche.
- Renforcement des gencives : le chlorure de strontium, de l’hexa hydrate, du xylittol pour lutter contre la douleur chez les personnes ayant des dents sensibles (froid, chaleur, acidité et douceur) et contribue à former des dents solides
- Très efficace pour le gommage du visage
- Sans aucun effet secondaire en cas d’arrêt de l’utilisation

💥Ne pas avaler
💥La santé est la première richesse
🛑 Disponible en grande quantité
👉Livraison Tana/Province
-------------------------------------------
Rdv en MP pour vos commandes ou pour devenir distributeurs.
034 84 967 76/ 032 91 465 47
Ambohitsoa
Meilleure vie et meilleur avenir avec Longrich.
-------------------------------------------

SPRAY ANTI-MOUSTIQUELe vaporisateur anti-moustique de Longrich vous permet de vous protéger des piqûres des moustiques p...
05/11/2020

SPRAY ANTI-MOUSTIQUE

Le vaporisateur anti-moustique de Longrich vous permet de vous protéger des piqûres des moustiques pendant 08 heures. Il ne provoque pas de cancer et n'est pas dangereux pour la peau. Il perturbe la capacité des insectes à localiser les humains. Appliquer sur les parties visibles du corps.

✅Insectes cibles

• Repulsif moustique
• repulsif moustique tigre
• repulsif mouche, anti fourmi
• anti araignée
• repulsif blatte et cafard
• Efficace pendant 8 heures.
• Contient plus de 70% d'alcool

✅Ses vertus

• Ne pas appliquer sur les plaie
• Appliquer sur les parties visibles du corps.
• Ne pas le vaporiser sur les yeux et la bouche.
• Il perturbe la capacité des insectes à localiser les humains.
• Il ne provoque pas de cancer et n’est pas dangereux pour la peau.
• Garde votre corps à l'abri des piqûres de moustiques pendant 08 heures
• Utilisez-le avec précaution pour les patients asthmatiques et les femmes enceintes.

💥La santé est la première richesse
🛑 Disponible en grande quantité
-------------------------------------------
💥Rdv en MP pour vos commandes ou pour devenir distributeurs.
📞 034 84 967 76/ 032 91 465 47
💥 Ambohitsoa
Meilleure vie et meilleur avenir avec Longrich.
-------------------------------------------

SNAKE OIL LONGRICHMenaka mahagaga na 🌿SNAKE OIL LONGRICH 🌿na menaka majika no fiantso azy noho  ireo zavatsoa maro hoent...
05/11/2020

SNAKE OIL LONGRICH

Menaka mahagaga na 🌿SNAKE OIL LONGRICH 🌿na menaka majika no fiantso azy noho ireo zavatsoa maro hoentin’ity vokatra ity

👉Ireto avy no vokatsoa azonao aminy
👉Amin’ny volo:

✅Mampaniry sy manatevina ny volo indrindra moa fa ampiarahana @ shampoing au thé blanc sy après shampoing
✅Manamandina ny volo ary mampangirana no manala ny hidihidy( mety solona sérum)
✅Manala angandrano
👉Amin’ny maso
✅Manala ilay faritra mainty amban'ny maso rehefa reraka
👉Amin’ny vatana
✅Manala ride na ketrona
✅Manala tsatsakoatra sy varice
✅Manala tasy amin'ny vatana sy manamandina azy
✅Manala ny tasy navelan’ ny fery na may
✅Manala vakivaky @ hoditra
✅Tena mety anaovana menaka fanorana izay manala ny havizanana sy ny aretin’ny vanin taolana
Vol: 80 mL
-----------------------------------------------------------------------------------
Fabriqué à partir de graisses et d'huile extraient d'eau Chinois. Cette graisse est transformée et raffinée en une huile concentrée qui contient des niveaux élevés d'acide gras oméga-3 appelé acide eicosapentaénoïque (EPA), qui a été directement lié à un certain nombre d'avantages pour la santé humaine.

Tous les types de cheveux peuvent l’utiliser, des cuirs chevelus à tendance grasse aux cheveux secs, ternes ou plats. Son efficacité redoutable suscite d’ailleurs un intérêt grandissant.

✅ Avantages

- Traite l'arthrite;
- Apaise les douleurs articulaires, musculaires et bursite;
- Aide à favoriser la croissance des cheveux;
- Elimine les pellicules;
- Hydrate et illumine la peau;
- Aide à traiter et à contrôler les vergetures et varices;
- Efface les imperfections cutanées, les cheloïdes et toutes sortes de cicatrices pour une peau plus fraîche, plus radieuse et plus lisse.
- 100 % vegan et naturelle

✅ Les différentes combinaisons avec le Snake oil LONGRICH (l'huile de serpent)

snake oil +savons pour une peau éclatante, douce, sans acné,sans tâche,et sans bouton etc....

snake oil+crème à main pour une main douce, les pieds d'athlète, les tâches de dépigmentations

snake oil+ shampoing pour avoir une belle chevelure
snake oil+lait corporelle pour une peau douce et éclatante et sans tâche etc.....

NB : Il y a quelques effets secondaires, mais ceux-ci sont principalement causés par des réactions allergiques, une utilisation excessive de l'huile ou des ingrédients de mauvaise qualité dans ce remède naturel.

💥La santé est la première richesse
🛑 Disponible en grande quantité
👉Livraison Tana/Province
-------------------------------------------
💥Rdv en MP pour vos commandes ou pour devenir distributeurs.
📞 034 84 967 76/ 032 91 465 47
💥 Ambohitsoa
Meilleure vie et meilleur avenir avec Longrich.
-------------------------------------------

Address

Ambohitsoa
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 08:00 - 20:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Longrich Madagascar Business By Rovaniaina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share