Varotra Ho Anao KR

Varotra Ho Anao KR Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Varotra Ho Anao KR, Antananarivo.

08/08/2019

ty ndray ary le masque kératin e !
Mampalefaka volo
Manala vakivaky
Mkarakara ny tahom-bolo hi mafy tsara
Prix :15000ar

Ndao hilalao euh 😀😍
01/08/2019

Ndao hilalao euh 😀😍

Salama tompoko ooh😇
Ho anao zay T ahazo Drap complet❤
Drap 1+ housse 1+ taies2 (tissu matevin tsara an😍)
Andao ary hiaraka hilalao amin pejy ''Chez jenny''
Sao mba Ianao no tsara vintana❤
👉J'aime n pejy👍
👉partage ity publication ity❤
👉mba atao ao amin commentaire ireo namana mba ahita an ity pejy ity😍

zay milalao ihan no mahazo😍

31/07/2019
30/07/2019
29/07/2019

Faly miarahaba antsika rehetra ny Page Varotra Ho Anao KR. Aza misalasala manotany ra misy mahaliana anao; Merci

29/07/2019

boucleur sans chaleur
15000ar/ paquet (10 rouleaux/paquet)
Manao livraison

29/07/2019

Disaar hair cream
Crème dépilatoire manala volovolo amin'ny vatana
Manadio tsara
Mapamandina hoditra
Minitra vitsy d afaka ny volo nefa ela vo maniry
Mety amin'ny karazan-koditra rehetra

Address

Antananarivo

Telephone

0325054869

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Varotra Ho Anao KR posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share