TsenaDio

TsenaDio Vente de produits et matériels de nettoyage: détergents et autres

18/02/2026
05/05/2024

🌈Mianara mampiasa 𝑷𝒂𝒑𝒊𝒆𝒓 𝒑𝑯 anatsarana ny kalitao ny vokatrao 🎓

🧼 Ho an'ny Mpanao 𝐬𝐚𝐯𝐨𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐢𝐧𝐠𝐚𝐧𝐲: Ny pH an'ny savonao dia tokony ho eo anelanelan'ny 9 sy 10.

Ampiasao ny taratasy pH hanandramana ny vokatra farany mba hahazoana antoka fa malefaka amin'ny hoditra izany.

🧼 Ho an'ny Mpanao 𝐬𝐚𝐯𝐨𝐧𝐲 𝐫𝐚𝐧𝐨𝐧𝐲: Ny pH an'ny savonao dia tokony ho eo anelanelan'ny 7 sy 8.

Izany dia antoka fa tsy hankarary tanana ary hanala menaka tsara

💄 Ho an'ny 𝐌𝐩𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐨𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐊𝐨𝐬𝐦𝐞𝐭𝐢𝐤𝐚 : Ny pH mety ho an'ny crèmes sy lotions dia tokony ho akaiky ny 5.5, mitovy amin'ny hoditry ny olona mba handraitra tsara

🥤 Ho an'ny 𝐌𝐩𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐨𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐑𝐚𝐧𝐨𝐦-𝐛𝐨𝐚𝐧𝐤𝐚𝐳𝐨 : Tazomy ny fahatsaran'ny ranom-boankazo ary ny fitehirizana azy amin'ny alàlan'ny fampidinana ny pH ho latsaky ny 4.5, indrindra raha mampiasa konservatera toy ny sorbate de potassium ianao.

Mbola maro no azo hampiasaina azy toy ny rano fisotro raha manao traitement rano ianao , sns sns

𝐀𝐡𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐢𝐚𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐫𝐚𝐭𝐚𝐬𝐲 𝐩𝐇 ?
1. tapahina kely ny taratasy
2. Atsobohy amin'ny vokatrao ny taratasy pH.
3. Ampitahao haingana ny loko amin'ny taratasy amin'ny tabilao omena.
4. Amboary ny pH raha ilaina mba hiantohana ny kalitao tsara indrindra amin'ny vokatrao.

Azonao jifaina ao Maxi Clean Analakely aminy vidiny 𝟐𝟓 𝟎𝟎𝟎 𝐀𝐫 ny 5 m .
Box 24 Espalnade Analakely
034 74 481 78

Andramo indray aloha ny "LAVE SOL" vokarin'ny TsenaDio 🥰 Maro no efa afapo, anjaranao indray izao✨Manao livraison hatran...
30/01/2024

Andramo indray aloha ny "LAVE SOL" vokarin'ny TsenaDio 🥰
Maro no efa afapo, anjaranao indray izao✨
Manao livraison hatrany izahay🛵
Contact: 034 74 481 78

Rehefa ilay manadio ao antrano iny dia matetika tsy mandeha mihitsy ny raharaha atao raha tsy mihaino hira kely😅💃Aza adi...
12/01/2024

Rehefa ilay manadio ao antrano iny dia matetika tsy mandeha mihitsy ny raharaha atao raha tsy mihaino hira kely😅💃
Aza adino anefa ny mampiasa ny vokatra ato amin'ny TSENADIO rehefa manadio an😉

Vita iny ny fety🥳 andao hanadio miaraka amin’ny vokatra TSENADIO.✨Afaka jifainao eny amin’ny MAXICLEAN Analakely na mian...
26/12/2023

Vita iny ny fety🥳 andao hanadio miaraka amin’ny vokatra TSENADIO.✨
Afaka jifainao eny amin’ny MAXICLEAN Analakely na miantsoa ny laharana 034 74 481 78 na mandefasa hafatra miafina(MP) aminay!😉😉

Address

Pavillon Terminus 192, By Pass Rond Point Ambohimanambola
Antananarivo
103

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:30
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00
Saturday 08:00 - 16:30

Telephone

+261347448178

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TsenaDio posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category