Share Mode.Mg

Share Mode.Mg « Vente habillement et accessoires homme, femme, enfants 🛍️Mandefa @ faritra 🇲🇬 »

Alefaaaa🎉🎉
19/06/2026

Alefaaaa🎉🎉

🎁 GIVEAWAY BE • TANJONA 2 000 ABONNÉS ! 🎁

Salama ianareo kely finaritra sy mpanaraka ny pejy! 💕 Ho fankasitrahana ny fahatokisanareo sy ho fankalazana ny fivoaran'ny pejy dia hanome loka be ho anareo izahay! Raha vao mahatratra 2 000 abonnés ny pejy, dia hisy fisarihana lehibe hahazoana « MPANDRESY 2 BE IZAO »! 🥳✨

👑 NY LOKA

Mpandresy voalohany :50 000 Ar! 💰💖
Mpandresy faharoa :20 000 Ar! 💸💗

📝 NY FEPETRA HANDRAISANA ANJARA (Hamarinina tsara) :

Mba handrahoana ny vintanao dia tena tsotra kely, ireto ihany no atao:

1. Mi "S'abonner"amin'ny pejy (asao koa ny namana sy ny fianakaviana)! 🛍️
2. Manao "Like"ity publication ity. ❤️
3. Mizara (Partager)ity post ity amin'ny fomba PUBLIC eo amin'ny rindrinao (profil) SY any anaty groupe maro samihafa.🌐
4. Manoratra "Commentaire"ka manao mention @ namana maro araka izay tratra mba hanasa azy ireo i s'abonner amin'ny pejy! Arakaraka ny iantsoanao olona maro no hahatratrarana haingana ilay tanjona 2 000 abonnés si andresenao 😍👭🔥

⚡ Zarao betsaka, asao ny manodidina rehetra ary andao hampakarina haingana ny isan'ny mpanaraka mba hivoahan'ny loka. Mirary vintana tsara ho antsika rehetra! 🍀✨

🎁 GIVEAWAY BE • TANJONA 2 000 ABONNÉS ! 🎁Salama ianareo kely finaritra sy mpanaraka ny pejy! 💕 Ho fankasitrahana ny faha...
19/06/2026

🎁 GIVEAWAY BE • TANJONA 2 000 ABONNÉS ! 🎁

Salama ianareo kely finaritra sy mpanaraka ny pejy! 💕 Ho fankasitrahana ny fahatokisanareo sy ho fankalazana ny fivoaran'ny pejy dia hanome loka be ho anareo izahay! Raha vao mahatratra 2 000 abonnés ny pejy, dia hisy fisarihana lehibe hahazoana « MPANDRESY 2 BE IZAO »! 🥳✨

👑 NY LOKA

Mpandresy voalohany :50 000 Ar! 💰💖
Mpandresy faharoa :20 000 Ar! 💸💗

📝 NY FEPETRA HANDRAISANA ANJARA (Hamarinina tsara) :

Mba handrahoana ny vintanao dia tena tsotra kely, ireto ihany no atao:

1. Mi "S'abonner"amin'ny pejy (asao koa ny namana sy ny fianakaviana)! 🛍️
2. Manao "Like"ity publication ity. ❤️
3. Mizara (Partager)ity post ity amin'ny fomba PUBLIC eo amin'ny rindrinao (profil) SY any anaty groupe maro samihafa.🌐
4. Manoratra "Commentaire"ka manao mention @ namana maro araka izay tratra mba hanasa azy ireo i s'abonner amin'ny pejy! Arakaraka ny iantsoanao olona maro no hahatratrarana haingana ilay tanjona 2 000 abonnés si andresenao 😍👭🔥

⚡ Zarao betsaka, asao ny manodidina rehetra ary andao hampakarina haingana ny isan'ny mpanaraka mba hivoahan'ny loka. Mirary vintana tsara ho antsika rehetra! 🍀✨

18/06/2026

✨ Tafaverina indray izahay!✨

Aza adino ny manao J'aime 👍 ,manaraka (s'abonner) 🔔ary manisy tag namana 👭👬mba tsy ho tara amin'ireo akanjo sy accessoires vaovao ary ireo surprise ho avy. 💖

Misaotra hatrany amin'ny fanohanana rehetra! 🥰

17/06/2026

✨ 🎀Hello hello!🎀✨

👍 Asio J'aime ny pejy
🔔 Araho (S'abonner) ny pejy
🏷️ Taggeo ny namanao
❤️🛍️✨

🍀🦋  🎇🎁
01/01/2026

🍀🦋 🎇🎁

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00
Sunday 08:00 - 16:00

Telephone

+261346172129

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Share Mode.Mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share