Akoufré

Akoufré Akoufré, kalitao, akaiky antsika, fandraisana

11/04/2026

Efa nandramana ve ilay burger? 🤔

🔥Tonga indray manko ny lasopy akoho 🍗 matsiro kely miova kely amin’ny mahazatra!

Andramo kely anie e 😋

Aiza ary izy izany ô? 👀Echoppe vaovao nisokatra indray ho antsika mpanjifa🤩mba ho akaiky anareo hatrany! 📍 Efa eto Amboh...
09/04/2026

Aiza ary izy izany ô? 👀

Echoppe vaovao nisokatra indray ho antsika mpanjifa🤩mba ho akaiky anareo hatrany!

📍 Efa eto Ambohijatovo, eto ampitan’ny zaridaina (coté arrêt bus fidinana makany Analakely) no ahitanareo azy. Tongava ary fa efa miandry anareo ny vokatra Akoufré !

04/04/2026

Burger Akoufre: tsotra, haingana ary mora karakaraina 😋

Araho ny recette dia mahazoa tsiro miavaka, mety tsara na ho andavanandro na ho fety 🎉

👉 Tongava manjifa eny @ échoppe Akoufre akaiky anao!

***a

📢Aiza ianareo rehetra any Toamasina ? Mitady franchisé izahay hitantana tsena Akoufré🍗Mandefasa hafatra miafina na antso...
01/04/2026

📢Aiza ianareo rehetra any Toamasina ?

Mitady franchisé izahay hitantana tsena Akoufré🍗

Mandefasa hafatra miafina na antsoy izahay amin'ny 📞032 03 922 87 hahazoana fanazavana fanampiny.

Efa tonga any amin’ny mpandresy ny loka ary efa nisitraka azy sahady izy 🍗Inona no novidianareo raha ianareo no nahazo i...
25/03/2026

Efa tonga any amin’ny mpandresy ny loka ary efa nisitraka azy sahady izy 🍗

Inona no novidianareo raha ianareo no nahazo ilay loka ? Zarao anaty commentaires 👇

📍Tongava ary misitraka ny vokatray eny amin'ny échoppe Akoufré

Misaotra betsaka an’ireo rehetra nilalao! 👏Izy kosa no nandresy ary hahazo ilay bon d’achat !  Hevitra sakafo tena matsi...
23/03/2026

Misaotra betsaka an’ireo rehetra nilalao! 👏

Izy kosa no nandresy ary hahazo ilay bon d’achat ! Hevitra sakafo tena matsiro tokoa 😋

📍Tongava eny amin'ny échoppe Akoufré akaiky anao raha hanandrana ity recettes ity

📢Misokatra izahay ô ! Toy ny mahazatra ny fisokafan'ny échoppe rehetra anio 😁Mbola tsy tara ihany koa raha handray anjar...
20/03/2026

📢Misokatra izahay ô !

Toy ny mahazatra ny fisokafan'ny échoppe rehetra anio 😁Mbola tsy tara ihany koa raha handray anjara amin'ilay lalao burger 😋 afahana mahazo bon d'achat

📍Tongava ary manjifa ny vokatra akoufré

Andao indray hilalao ô ! 🍗Iza no tena tia an’ilay burger poulet? 😋Aona ny fanaovanareo azy?Alefaso anaty commentaires ny...
18/03/2026

Andao indray hilalao ô !

🍗Iza no tena tia an’ilay burger poulet? 😋Aona ny fanaovanareo azy?

Alefaso anaty commentaires ny sary 📸 sy ny recette kelinareo fampiasana azy 👨‍🍳Izay mahazo réactions betsaka indrindra dia hahazo bon d’achat avy aty aminay!

❗Sabotsy 21 Martsa @ 12 ora atoandro no tapitra ny lalao.

13/03/2026

😁Manomboka tsara ny faran'ny herinandro

Misy poulet rôti indray eny amin'ny échoppe Bel'Air 😋

📍Tongava aza fa miandry anareo izahay

Inona indray ny laokanareo androany ? 😁👇Zarao anaty commentaires ao ho an'ireo mbola tsy nahita
11/03/2026

Inona indray ny laokanareo androany ? 😁

👇Zarao anaty commentaires ao ho an'ireo mbola tsy nahita

Zay dia week-end  indray ! 😄Noho ny fangatahanareo dia ho asiana poulet rôti 🍗indray amin'izao zoma izao !📍Eny Ambanidia...
06/03/2026

Zay dia week-end indray ! 😄

Noho ny fangatahanareo dia ho asiana poulet rôti 🍗indray amin'izao zoma izao !

📍Eny Ambanidia indray zao ity vita ity 😋

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00
Sunday 08:00 - 12:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Akoufré posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category