La mode

La mode 67 ectar

02/02/2026

📍 97%n'ny tokantrano Malagasy no mbola mampiasa harina fandrehitra avokoa.

â­• Ala 200 000 hektara isan-taona no rava vokatry ny fanamboarana harina; ary olona 18 000 isan-taona no mamoy ny ainy vokatry ny aretin'ny taovam-pisefoana nohon'ny setroka aterany.

Address

67 Ectar
Antananarivo
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when La mode posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share