Rova vente

Rova vente Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Rova vente, Apparel & Clothing, Ampitatafika, Antananarivo.

💢Leo ny mividy ecouteur ve ianao❔💤Satria:💢Vao hampiasaina kely dia simba》tapaka,mikasokasoka ny son(Gadradraka)sns...👉it...
06/06/2023

💢Leo ny mividy ecouteur ve ianao❔
💤Satria:
💢Vao hampiasaina kely dia simba》tapaka,mikasokasoka ny son(Gadradraka)sns...
👉ity no vahaolana ho anao💦
💦Ecouteur~NST S2~super bass👍

#Accrochage magnetique
#Son super bass profond(midoboka be)
#Avec micro mandray appel
#bouton:pause,play,appel
=》Mode stylé unique👌

=>Etats
=>prix
~Frais à partir 2500 ar tana centre ville mandefa province ihany ko🙏
👉Koa raha mahaliana anao ary izany dia aza misalasala miditra mp na koa hiantso directe ny tel:0385863607 avy hatrany🙏
:miteste tsara enao vao mandoa vola
💦Araraoty ary fa mora kokoa izany ah🙏

*Stockage limité🙏

06/06/2023

_Mpampiasa ecouteur ve ianao👉?
_Matetika misolo ecouteur fona ve?
_Mety efa sendran'ny ecouteur vao ampiasaina fotoana vitsy dia lasa midridroka ny feony😒(mikasôsôka sns ...)
=》Aoka izay✋
=》👍Ito ny vahaolana ho anao ecouteur 《NST S2》 originale sous carton midoboka tsara sady mafy,ny fils gomme@le tsy mora tapaka misy accrochage magnetique ihany koa 👍
-Koa raha mahaliana anao ary dia manasa anao andefa hafatra miafina(mp) na miantso ny ~Tel:0385863607 avy hatrany fa tsy mbola nisy nanenina izay efa nampiasa azy eee
=》Anjaranao indray ary izao e🙏
Manao livraison Antananarivo sy ny any@faritra ihany koa🙏

Address

Ampitatafika
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rova vente posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share