09/09/2025
💧 Rano Mafana vs Rano Mangatsiaka: Inona no Mahasoa ny Fahasalamana?
Fanontaniana: Ny rano mafana ve sa ny rano mangatsiaka no mahatonga antsika ho ela velona?
Valiny: Ny rano mafana no tsara ho an’ny fahasalamana, fa ny rano mangatsiaka kosa mety hampidi-doza raha misotro matetika.
⚠️ Ny Loza Mety Hitondra Ny Rano Mangatsiaka
Ny rano mangatsiaka indrindra (eau glacée) dia mety manakatona tampoka ny veines efatra ao amin’ny fo ka hiteraka crise cardiaque.
Miteraka olana amin’ny aty (foie) satria mampiraikitra menaka ao anatiny → maro amin’ny olona mila transplantation anaty no avy amin’io antony io.
Mampahavoa ny tsinay sy ny vavony, ka rehefa ela dia mety hitarika homamiadana.
🌡️ Ny Tombontsoa Amin’ny Rano Mafana
Na dia mafana aza ny andro dia 45°C eo ho eo no tsara sotroina.
Raha vao mifoha maraina, misotroa efatra vera rano mafana (vavony mbola foana). Raha tsy vitanao indray mandeha dia atao tsikelikely.
Tsy mihinana na inona na inona mandritra ny 45 minitra aorian’ny fisotroana.
✅ Raha zatra misotro rano mafana isan’andro ianao:
Diabète → afaka mitsabo ao anatin’ny 30 andro
Aretim-bavony → 10 andro
Karazana cancer rehetra → mihena sy voafehy tsikelikely
Tsy fahazotoan-komana → 10 andro
Tranon-jaza sy ny mifanakaiky aminy → 10 andro
Olana ara-menstruation (vehivavy) → 15 andro
Aretin’ny fo → 30 andro
Aretin’andoha sy aretin’atoka → 3 andro
Cholestérol sy Asthme → mihatsara be rehefa mandeha ny fotoana
💡 Torohevitra farany:
➡️Ao @ commentaire ao misy sary na image maneho ny mampiavaka an'azy
👉 Raha vaovao ianao Abonneo ny pejy Fitsaboana azo antoka & torohevitra mahasoa
👉 Partage faran’izay betsaka 🌍
👉 Raha tianao mbola hitohy ny astuce & conseil santé dia asio “Misaotra” ao amin’ny commentaire 🙏
📞 Contact : 038 99 537 84 | 032 31 238 00