14/03/2023
- Netflix dia karazana plateforme iray ( mitovy tovy @ facebook ohatra ) fa kosa serivisy iray mifototra amin'ny resaka video, izany hoe site na application ahafahan'ny mpanjifany mijery andian-tantara (serie ) sy sarimihetsika (filme) sy ny maro hafa amin'ny fitaovana mifandray amin'ny Internet.(izany hoe mila connet sur internet ilay fitaovana ampiasainao).
- Netflix dia azonao jerena @ fitaovana rehefatra (Smart TV, console de jeu, lecteur de streaming, box, smartphone ou tablette) azonao jerena @ ordinateur ihany koa fa mila mampiasa navigateur Internet mitovy @ ireny manao connection @ FB ireny.
- Netflix dia misy sarany isam-bolana ny mijery azy satria misy accée ilaina vao misokatra ilay izy dia io aloha io dia hofaina en dollar $ fa eto dia omenay profil iray ianareo dia apahany io vola tokony aloha isam-bolana io no alohanareo aty aminay @ alalany M-VOLA ( 20.000 Ar).
- Netflix dia tsy mande raha tsy misy connection mitovy mano FB dia mila mega vao misokatra izy na dia efa manana compte FB ary ianao.Ka ilay 20.000 ar dia sarany ilay fampiasanao ilay Netflix anatiny iray volana fa rehefa hijery ireo zavatra ao anatiny inao dia mila connexion foana na hijery na hitélécharge
- Netflix dia azo téléchargena fa saingy tsy azo hafindra @ flash na disque dur fa ao netflex ihanay enao no mijery azy fa TSY MILA connexion tsony fotsiny izay rehefa avy telecharger ( misy fetrany capacité azo ampiasana)
- Netflix dia misy application izay azonao téléchargena ao playstore na apple store dia mapiditra adresse mail sy mots de passe izay omenay enao dia afaka mijery sy mampiasa.
- Netflix dia misy ireto zavatra manaraka ireto sy maro hafa ihany koa ( Filme vao2 be sy taloha,drama ,serie karazany maro , document, dessin animé sy manga , Jeux ...)
- Netflix dia azo ovaina ihanay koa ny langue ilay filme jerenao sy soutirage
- Netflix dia efa maro mampiasa azy maneratany ary tena TENDANCE BE fa enao sisa no endrasana raha te hisitraka izany fahinaretanany maso sy safidy maro tsy hita pesipesenina @ ireo karaza video sy jeux maro hatolony.