Girly Style MDG

Girly Style MDG Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Girly Style MDG, Clothing Store, Antananarivo.

🌸 Girly Style Mdg
Votre satisfaction, notre priorité.
✨ Qualité dans chaque produit ✨ Excellence dans chaque service ✨ Intégrité dans chaque engagement
📞 033 77 302 85 | 034 90 959 50

Sandales Chic & Confort ❤️🥰. Pointure 36 et 39 sisa disponible 🙏🤩 Tena tinareo be ilay izy 🥰Prix : 20.000 ar 🤩
08/08/2026

Sandales Chic & Confort ❤️🥰.
Pointure 36 et 39 sisa disponible 🙏🤩
Tena tinareo be ilay izy 🥰
Prix : 20.000 ar 🤩

Tonga ny ririnina… fotoana hanaovana style sady hifampafana 😍Aza avela hangatsiaka ianao amin’izao andro mangatsiaka iza...
12/05/2026

Tonga ny ririnina… fotoana hanaovana style sady hifampafana 😍
Aza avela hangatsiaka ianao amin’izao andro mangatsiaka izao 🥶💕
Ato amin’ny Girly Style MDG dia misy ireo pull sy gros pull mafana tsara, ✨
💖 Mety amin’ny sortie
💖 Mety amin’ny école sy andavanandro
💖 Style girly sady classy
📌 Taille : Sm • M • L
💰 Vidiny tokana : 6 000 Ar , eny tompoko🔥❤️
🔥 Mora • Tsara • Mafana 🔥
📞 Contact : 034 90 959 50
033 77 302 85
📩 Na mandefa message privé 💌
⚡ Aza tara fa tena ilaina amin’ity ririnina ity 🧥❄️

Coucou les girls, les mamans, les filles 🥰Efa manomboka mangatsiaka ny andro sa ahoana hoy ianareo.....? 🥶Na izany aza d...
07/05/2026

Coucou les girls, les mamans, les filles 🥰
Efa manomboka mangatsiaka ny andro sa ahoana hoy ianareo.....? 🥶
Na izany aza dia tsy avelanay Hangatsiaka ianareo fa ireto misy Pull tsara kely ho anareo 🤩🤩...
👉Taille SM,M,L aloha ireto vague ireto fa ho avy ny manaraka
👉Gros Pull & Pull Fripperie vao avy novakiana
👉Prix hoy ianareo ? Tsy mampino satria dia 6.000ar daholo izay hitanareo rehetra ato ... Eny tompoko, 6.000 ar daholo tsy Ankanavaka,🤩
Ka na mbola hivarotra ianao na tonga dia hividy ho anao tena mirary izany 🙌😀

Koa inona ny Andrasana fa Mazotoa mijery frippe ao dia tongava hafatra manao "JP" haingana sao tara ...📢

Manao Livraison koa izahay an👌

👉0337730285/0328997121/0349095950

Disponible pour Garcon de 10 a 13 ans 🥰💐Shein•Prix tres abordable • 30000ar 💐🥰
11/02/2026

Disponible pour Garcon de 10 a 13 ans 🥰💐
Shein•Prix tres abordable • 30000ar 💐🥰

Disponible pour enfants de 8 a 10 ans 🥰🥳Shein•Prix tres abordable•30000ar 💐
11/02/2026

Disponible pour enfants de 8 a 10 ans 🥰🥳
Shein•Prix tres abordable•30000ar 💐

Liquidation be mihitsy oa zao ito🥰Nefa tena tsara 🔥🥰
07/02/2026

Liquidation be mihitsy oa zao ito🥰
Nefa tena tsara 🔥🥰

🥰 LIQUIDATION AVANT ARRIVAGE TENA KELY SISA.!!!  Ireto misy ensemble kely ho an'ny Ankizy ry Maman sy Papa isany ah...sa...
02/02/2026

🥰 LIQUIDATION AVANT ARRIVAGE TENA KELY SISA.!!!
Ireto misy ensemble kely ho an'ny Ankizy ry Maman sy Papa isany ah...sady efa tapitra ny Janvier 😉
👉Pas Plus de 30000ar izy rehetra , izany hoe tsy mihoatra ny 30000ar fa mbola misy adivarotra kely ataonareo aza 😉 Ka inona no Andrasana ?
Marques Shein & PatPat
Ensembles, tee-shirts et pantalons, adaptés au quotidien comme aux sorties
Qualité au top à petit prix 💕
📦 Stock limité, premier arrivé premier servi
📞 Commande & infos : 033 77 302 85 ou venez en mp direct

Ity tsara kely ity kosa ve dia tsy manaitra anareo🥹🥰
27/01/2026

Ity tsara kely ity kosa ve dia tsy manaitra anareo🥹🥰

🔥 LIQUIDATION TOTALE VÊTEMENTS ENFANTS 🔥Habillez vos enfants avec style et confort grâce aux collections SHEIN & PATPAT ...
20/01/2026

🔥 LIQUIDATION TOTALE VÊTEMENTS ENFANTS 🔥
Habillez vos enfants avec style et confort grâce aux collections SHEIN & PATPAT 👶👧🧒
Des vêtements tendance, de bonne qualité et parfaits pour le quotidien ou les sorties.
💥 Prix exceptionnels : manomboka 25 000 Ar à 30 000 Ar tsy mihoatra an'izay
Izy rehetra ireo entre an'izay daholo ny prix any ... Ouii. Nefa tena Qualité ami'ilay tsara
👉 Tout doit partir !
⏳ Quantités très limitées – premier arrivé, premier servi.
Ne ratez pas cette opportunité d’acheter des vêtements enfants à petit prix ✨
📩 venez en Mp direct ou 0349095950/0328997121/0337730285










Address

Antananarivo

Telephone

+261340316663

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Girly Style MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category