Kiala Poussy

Kiala Poussy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kiala Poussy, Women's clothes shop, 67ha, Antananarivo.

Tu veux รชtre stylรฉe sans te compliquer la vie ? ๐Ÿ‘—
Piรจces sรฉlectionnรฉes pour femmes qui bougent.
๐Ÿ“ 67ha ยท ๐Ÿ“ž 038 69 077 15
๐Ÿ“ฒ Commande en MP ยท Livraison disponible

Eo aloha mba misafidy kely ๐Ÿ˜๐Ÿซฃ Samy tiako ilay couleur fa Iza no mba tianareo? ๐Ÿ˜ ilay ensemble mihintsy a , ๐Ÿคช 1,2,3 ou 4 ...
19/06/2026

Eo aloha mba misafidy kely ๐Ÿ˜๐Ÿซฃ Samy tiako ilay couleur fa Iza no mba tianareo? ๐Ÿ˜ ilay ensemble mihintsy a , ๐Ÿคช

1,2,3 ou 4 ?๐Ÿ˜

Disponible en boutique ireo mazava ho azy๐Ÿ˜๐Ÿฅฐ

Coucou daholo nareo ๐Ÿ˜๐Ÿฅฐ izahay te hiresaka Sy hitafatafa miaraka aminareo ๐Ÿฅฐ ka noho Izany mety mahaliana anareo Ve raha H...
19/06/2026

Coucou daholo nareo ๐Ÿ˜๐Ÿฅฐ izahay te hiresaka Sy hitafatafa miaraka aminareo ๐Ÿฅฐ

ka noho Izany mety mahaliana anareo Ve raha Hanao live miaraka eto isika ?๐Ÿฅฐ๐Ÿ˜ isakinโ€™ny zoma arivariva iny ? ๐Ÿฅฐ sa ahoana hoy nareo ?๐Ÿฅฐ

Mety aminโ€™ny Firy eo izao no Tena hitanareo fa mety ? Izao mintsy manko va Hanao live ๐Ÿซฃ bonne journรฉe daholo๐Ÿฅฐ

Raha ianareo no mahazo anโ€™ilay bon dโ€™achat 50.000 ar dia inona ny article ho alainareo aty aminโ€™ny Boutique ?๐Ÿ˜Alefako at...
18/06/2026

Raha ianareo no mahazo anโ€™ilay bon dโ€™achat 50.000 ar dia inona ny article ho alainareo aty aminโ€™ny Boutique ?๐Ÿ˜

Alefako ato aminโ€™ny commentaire ny lien anโ€™i publication afahanareo mandefa anle sary ๐Ÿ˜

Sarinao miaraka aminโ€™ny article Tato aminโ€™ny Kiala poussy ihany dia Sao ianao no ho tsara vintana ๐Ÿ˜

Notre nouvel arrivage a รฉtรฉ soigneusement sรฉlectionnรฉ pour celles qui recherchent une allure รฉlรฉgante, des finitions soi...
18/06/2026

Notre nouvel arrivage a รฉtรฉ soigneusement sรฉlectionnรฉ pour celles qui recherchent une allure รฉlรฉgante, des finitions soignรฉes et des piรจces qui font toute la diffรฉrence dans une tenue.๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ

Parce quโ€™un vรชtement ne se rรฉsume pas ร  son prix. Il reflรจte aussi sa qualitรฉ, sa coupe, son confort et la confiance quโ€™il apporte ร  celle qui le porte.

Cette collection sโ€™adresse aux femmes qui choisissent dโ€™investir dans leur image avec intention. ๐Ÿค

Disponibles dรจs maintenant.
๐Ÿ“Quantitรฉs limitรฉes.

Prix : 50.000 Ar ร  55.000 Ar

๐Ÿฉ Boutique 67ha arret bus poste
๐Ÿ“ž 0386907715 (7h30 ร  17h30)
๐Ÿšฒ Livraison ร  partir de 3.000ar
๐Ÿ“ฆ Envois colis en province

Heee !!! Mbola tsy tara ianareo raha Zao vao handray anjara Ahn !!๐Ÿ˜ !!!
18/06/2026

Heee !!! Mbola tsy tara ianareo raha Zao vao handray anjara Ahn !!๐Ÿ˜ !!!

Odyoooo !!!! ๐Ÿ˜๐Ÿ˜

Aiza daholo ilay sary miaraka aminโ€™ny akanjo novidianao Tato aminโ€™ny Kiala poussy ? Sao dia ianao io ny ho tsara vintana ? ๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ˜

Bon dโ€™achat 50.000ar be izao anie hoa ๐Ÿ˜ fantatrareo Ve fa hankalaza ny faha- 2 taona ny boutique aminโ€™ny 24 juin ho avy izao ๐Ÿฅน๐Ÿ˜ dia tsy Iza fa ianareo no Mbola mahatonga anay mbola eto foana hatraminโ€™izaoo ! Ka ndao hilalao !๐Ÿ˜ Ireto ny fepetra :

- Alefaso eo aminโ€™ny commentaire ny sarinao manja be ๐Ÿซต๐Ÿ‘‡ ( manao anโ€™ilay akanjo novidinao Tato , na ceinture , na kapa na poketra ihany koa ) ๐Ÿ˜

- aminโ€™ny asabotsy izao ny tirage au sort ๐Ÿ˜

Alefaso aingana ary ! Bonne chance daholo ๐Ÿ˜๐Ÿ˜

18/06/2026

Bonjour daholo ๐Ÿฅฐ๐Ÿ˜

Ndao mba hijery ny ao aminโ€™ny coulisse Tsika ๐Ÿฅฐโค๏ธ Ieny , Tena be aniany be mihintsy izahay rehefa ato hihihi๐Ÿฅฐ.

Ohatranโ€™izao izahay Rehefa mikarakara ny colis anareo ๐Ÿฅฐ am-pitiavana be foana โค๏ธdia merci foana โค๏ธโค๏ธ

Nareo kousa akia ๐Ÿคฃ๐Ÿคฃ tapitra andramanareo ilay akanjo dia hoe aoka aloha fa aminโ€™ny manaraka ahoana ๐Ÿคฃ๐Ÿคฃ Mba ampiteneno ny ...
17/06/2026

Nareo kousa akia ๐Ÿคฃ๐Ÿคฃ tapitra andramanareo ilay akanjo dia hoe aoka aloha fa aminโ€™ny manaraka ahoana ๐Ÿคฃ๐Ÿคฃ

Mba ampiteneno ny Sary , ๐Ÿคฃ Client anareo ihany koa Ve Misy ohatranโ€™izao ?๐Ÿ˜‚๐Ÿฅฐ

Fa tinay foana Moa e ๐Ÿคฃโค๏ธ

๐…๐š๐ง๐ญ๐š๐ญ๐ซ๐š๐ซ๐ž๐จ ๐ฏ๐ž ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐จ๐ซ๐ฉ๐ก๐จ๐ฅ๐จ๐ ๐ข๐ž ๐š๐ง๐š๐ซ๐ž๐จ ? ๐Ÿงโ‰๏ธMisy karazany 7 eo eo ny morphologie na ny firafitrinโ€™ny vatana ๐Ÿฅฐ Isika mateti...
17/06/2026

๐…๐š๐ง๐ญ๐š๐ญ๐ซ๐š๐ซ๐ž๐จ ๐ฏ๐ž ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐จ๐ซ๐ฉ๐ก๐จ๐ฅ๐จ๐ ๐ข๐ž ๐š๐ง๐š๐ซ๐ž๐จ ? ๐Ÿงโ‰๏ธ

Misy karazany 7 eo eo ny morphologie na ny firafitrinโ€™ny vatana ๐Ÿฅฐ

Isika matetika Rehefa mividy akanjo , dia mahita hoe โ€œhay tsara Ity ๐Ÿ˜na hoe lamaody be Ity aminโ€™izao โ€œ fa mbola betsaka amin-Tsika anefa ny mividy akanjo tsy mifanaraka aminโ€™ny bika-tsika ๐Ÿ˜•

Ny morphologie dia ny firafitry ny vatana sy ny fifandanjanโ€™ny soroka, valahana ary andilana. Izany no manampy antsika hisafidy akanjo mety indrindra aminโ€™ny vatantsika.

๐Š๐š๐ซ๐š๐ณ๐š๐ง๐š ๐Œ๐จ๐ซ๐ฉ๐ก๐จ๐ฅ๐จ๐ ๐ข๐ž (๐๐ข๐ค๐š๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐•๐š๐ญ๐š๐ง๐š) ๐ฌ๐ฒ ๐€๐ค๐š๐ง๐ฃ๐จ ๐Œ๐ž๐ญ๐ฒ ๐€๐ฆ๐ข๐ง๐ฒ

๐Ÿ”ธ ๐Ÿ. ๐Œ๐จ๐ซ๐ฉ๐ก๐จ๐ฅ๐จ๐ ๐ข๐ž ๐ž๐ง ๐€ (๐๐จ๐ข๐ซ๐ž)

Toetoetra :

* Midadasika kokoa ny valahana noho ny soroka.
* Kely kokoa ny tratra sy ny soroka.

Akanjo mety :
โœ… Top misy volume na manches bouffantes
โœ… Akanjo misy รฉpaulettes
โœ… Robe รฉvasรฉe
โœ… Pantalon na jupe couleur foncรฉe

Tanjona : Hampifandanja ny soroka sy ny valahana.

๐Ÿ”ธ ๐Ÿ. ๐Œ๐จ๐ซ๐ฉ๐ก๐จ๐ฅ๐จ๐ ๐ข๐ž ๐ž๐ง ๐• (๐“๐ซ๐ข๐š๐ง๐ ๐ฅ๐ž ๐ข๐ง๐ฏ๐ž๐ซ๐ฌ๐žฬ)

๐“๐จ๐ž๐ญ๐จ๐ž๐ญ๐ซ๐š :

* Mivelatra kokoa ny soroka.
* Tery kokoa ny valahana.

Akanjo mety :
โœ… Jupe plissรฉe na รฉvasรฉe
โœ… Pantalon palazzo / Wed leg
โœ… Robe trapรจze
โœ… Top tsotra tsy be volume

Tanjona : Hanome volume ny tapany ambany aminโ€™ny vatana.

๐Ÿ”ธ ๐Ÿ‘. ๐Œ๐จ๐ซ๐ฉ๐ก๐จ๐ฅ๐จ๐ ๐ข๐ž ๐ž๐ง ๐— (๐’๐š๐›๐ฅ๐ข๐ž๐ซ) โณ

๐“๐จ๐ž๐ญ๐จ๐ž๐ญ๐ซ๐š :

* Mitovy habe ny soroka sy ny valahana.
* Mazava tsara ny andilana.

Akanjo mety :
โœ… Robe cintrรฉe
โœ… Body sy skinny jean
โœ… Blazer ajustรฉ
โœ… Akanjo manasongadina andilana

Tanjona : Hanasongadina ny fifandanjanโ€™ny vatana.

๐Ÿ”ธ ๐Ÿ’. ๐Œ๐จ๐ซ๐ฉ๐ก๐จ๐ฅ๐จ๐ ๐ข๐ž ๐ž๐ง ๐‡ (๐‘๐ž๐œ๐ญ๐š๐ง๐ ๐ฅ๐ž)

๐“๐จ๐ž๐ญ๐จ๐ž๐ญ๐ซ๐š :

* Mitovy habe ny soroka, andilana ary valahana.
* Tsy dia hita ny fihibohanโ€™ny andilana. (Tsy Hita ny valahana )

Akanjo mety :
โœ… Ceinture aminโ€™ny taille
โœ… Robe portefeuille
โœ… Peplum top
โœ… Jupe taille haute

Tanjona : Hamorona endrika andilana.

๐Ÿ”ธ ๐Ÿ“. ๐Œ๐จ๐ซ๐ฉ๐ก๐จ๐ฅ๐จ๐ ๐ข๐ž ๐ž๐ง ๐Ž (๐‘๐จ๐ง๐๐ž)

๐“๐จ๐ž๐ญ๐จ๐ž๐ญ๐ซ๐š :

* Boribory kokoa ny vatana.
* Feno ny tratra sy ny andilana.

Akanjo mety :
โœ… Robe portefeuille (wrap dress)
โœ… V-neck ( na hoe dรฉcolletรฉ hoy isika )
โœ… Pantalon droit taille haute
โœ… Akanjo malefaka tsy tery loatra

Tanjona : Hanalava sy hampifandanja ny silhouette.

๐Ÿ”ธ ๐Ÿ”. ๐Œ๐จ๐ซ๐ฉ๐ก๐จ๐ฅ๐จ๐ ๐ข๐ž ๐ž๐ง ๐Ÿ–

๐“๐จ๐ž๐ญ๐จ๐ž๐ญ๐ซ๐š :

* Mitovitovy aminโ€™ny X fa manana courbes bebe kokoa.
* Mazava tsara ny andilana.

Akanjo mety :
โœ… Body ajustรฉ
โœ… Jupe crayon
โœ… Robe cintrรฉe
โœ… Jean taille haute

Tanjona : Hanasongadina ny courbes voajanahary.

๐Ÿ’Ž Torohevitra Tsotra

* Vatana A โžœ Asongadino ny soroka.
* Vatana V โžœ Asongadino ny valahana.
* Vatana X na 8 โžœ Asongadino ny andilana.
* Vatana H โžœ Mamorรฒna endrika andilana.
* Vatana O โžœ Mitadiava akanjo manalava silhouette.

Fantatrao ve ny morphologie anao ? Mba zareo aminay hoe inona ny morphologie anao dia inona ny akanjo Tena Hitanao mampivoaka azy ? Inona kosa no tena Hitanao fa tsy mety aminao ? โ‰๏ธ๐Ÿ˜

Bonjour daholo !!! โค๏ธ๐ŸŒžIdรฉe outfit Kiala poussy kely androany ๐Ÿ˜๐Ÿฅฐ na mangatsika ary ny andro dia Jejoo kely foana aloha is...
17/06/2026

Bonjour daholo !!! โค๏ธ๐ŸŒž

Idรฉe outfit Kiala poussy kely androany ๐Ÿ˜๐Ÿฅฐ na mangatsika ary ny andro dia Jejoo kely foana aloha isika . Tianareo Ve ?

- Bodysuit blanc avec Accesoires dorรฉe ๐Ÿฅฐ

- Skinny Jean Sans poches ๐Ÿ˜

- Ceinture noire ๐Ÿ˜

- Blazer noir ๐Ÿฅฐ

- Sac dame & Sandales ร  talons ๐Ÿ‘ ๐Ÿ˜

Mirindra ery ny journรฉe ๐Ÿ˜

Ansayyy eeee ๐Ÿ˜  Tsy henoheno kely fa manomana arrivage mamy be ho anareo ๐Ÿฅฐ Ireto ny arrivage-tsika anio ๐Ÿฅฐ ๐Ÿ‘‰bodysuit avec...
16/06/2026

Ansayyy eeee ๐Ÿ˜ Tsy henoheno kely fa manomana arrivage mamy be ho anareo ๐Ÿฅฐ

Ireto ny arrivage-tsika anio ๐Ÿฅฐ

๐Ÿ‘‰bodysuit avec accessoires dorรฉe โœจazo entina miasa Atao anaty blazer tsara ๐Ÿ˜ ny couleur mihaja be daholo !

Disponible de suite , Misy taille ๐Ÿฅฐ

Afaka jerena mivantana any aminโ€™ny boutique ๐Ÿ˜๐Ÿฅฐ
๐Ÿฉ Boutique 67ha arret bus poste
๐Ÿ“ž 0386907715 (7h30 ร  17h30)
๐Ÿšฒ Livraison ร  partir de 3.000ar
๐Ÿ“ฆ Envois colis en province

Address

67ha
Antananarivo
TANA101

Opening Hours

Monday 07:30 - 17:30
Tuesday 07:30 - 17:30
Wednesday 07:30 - 17:30
Thursday 07:30 - 17:30
Friday 07:30 - 17:30
Saturday 07:30 - 17:30

Telephone

+261386907715

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kiala Poussy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Kiala Poussy:

Share