SAKADI.mg

SAKADI.mg "Ho simba alohan'ny aina."

Manimanitra faran'ny taona!🌴
29/12/2025

Manimanitra faran'ny taona!🌴


📢Arrivaage...!Stock très limité 🙂Mandefa  🇲🇬
18/12/2025

📢Arrivaage...!

Stock très limité 🙂
Mandefa 🇲🇬

📢 ARRIVAAAAGE 👉Disponible amin'ny point de vente rehetra👉Mandefa
17/12/2025

📢 ARRIVAAAAGE

👉Disponible amin'ny point de vente rehetra
👉Mandefa

11/12/2025

Astuce : hitazonana ny loko "beige" tsy hiova

Mba tsy ho mora vasoka na hiova-loko na miha-mavo izy

👉 Tsy sasana mafana
👉 Sasao miaraka miloko mazava kokoa noho izy
👉 Tsy atapi-andro mivantana
👉 Fadio ny mampiasa "eau de javel"

Noho izany : raha tianao hateza sy hitazona iny loko iny izy , dia hamainina sy hivezivezen'ny rivotra

Ny loko "Fotsy" na "Mainty" no tena afaka miaraka aminy

Efa azonao jifaina ireto modèle ireto

Ny fandraharana sy ny tontolony..😔🤌💪
04/12/2025

Ny fandraharana sy ny tontolony..

😔🤌💪



Loko anisan'ny tinay ny "volon-davenina na ny  gris"🩶 Loko afaka miaraka amin'ny loko rehetra izy, ka matetika mivoaka f...
20/11/2025

Loko anisan'ny tinay ny "volon-davenina na ny gris"

🩶 Loko afaka miaraka amin'ny loko rehetra izy, ka matetika mivoaka foana izay endrika tiana hivoaka aminy
🩶 Mihaja / Élégant
🩶 Mampiseho fahamatorana / Maturité
🩶 Maneho fahatoniana / Calme
🩶 arak'asa izany hono izy ity dia azo ampiasana sy anaovana tsara mihintsy, satria sady tsy maneho fihetseham-po mihabo na mihiba mihintsy

Noho izany, raha mahatsikaritra isika dia toa mampitonitony izany ity "publication" ity e🙂

Mirary tolakandro mahafinaritra tompoko!

Sambany teo ..😲4XL: entre 100kg à 120kg / 2m à 2m20-MADAGASCARSAKADI.mg
03/11/2025

Sambany teo ..😲

4XL: entre 100kg à 120kg / 2m à 2m20

-MADAGASCAR
SAKADI.mg

Chers confrères entrepreneurs, L’épreuve d’hier soir est difficile, mais elle ne définit pas notre avenir. Restons forts...
26/09/2025

Chers confrères entrepreneurs,

L’épreuve d’hier soir est difficile, mais elle ne définit pas notre avenir. Restons forts, unis et déterminés : ensemble, nous transformerons cette douleur en force et rebâtirons encore plus grand."👌

25/09/2025

Andalo alina mangina sy feno herisetra izahay...

Hapetrakay Aminao ny fiarovana ireo point de vente rehetra sy ireo malagasy manontolo.

🙏

25/09/2025

Ho tongasoa any misy azy avy anie ianareo rehetra.

✊ 🇲🇬



30/08/2025

⛔TANDREMO⛔

Tandremo n'y fihetanam-po bé loatra rahariva .🇲🇬

Farany Téo Zao nihorakoraka dia nisarozy t@ ireny fiarana'olona ireny tonga teny Analakely, Zao tsy maintsy nandeha tongotra nody Ambohimangangakely.😔😅

🤣

🔥🇲🇬

Tsara ilay akanjo e?Tsy akanjo ihany izy io ato aminay fa:         anaoSatria nisafidy ny hiavaka enao🙂⚪🟢🔴  EBF Fianaran...
20/08/2025

Tsara ilay akanjo e?

Tsy akanjo ihany izy io ato aminay fa:
anao

Satria nisafidy ny hiavaka enao🙂

⚪🟢🔴

EBF Fianarantdoa.🔥

(Mandray commande)

Address

Antananarivo

Telephone

+261343972999

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SAKADI.mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to SAKADI.mg:

Share