It's FY

It's FY Shopping et ventes en detail

Misaotra indrindra ♥️ Anisany zavatra nahafaly anay sy nataonay taminy fo feno Fifaliana ity autocollant scolaire person...
04/09/2026

Misaotra indrindra ♥️

Anisany zavatra nahafaly anay sy nataonay taminy fo feno Fifaliana ity autocollant scolaire personnalisé ity🥰 indrindra ny mamaly ilay anan'ny zanatsika ilay somary miavaka be iny.

Mirary soa hoan'ny ray amandreny rehetra. Ho tahin'ny Avo indrindra de mirary soa koa hoan'ny zaza rehetra 🤗 Mahaiza fianarana lessy e.

Autocollant scolaire personnalisé.
Lot de 65 pièce.
25 pièce cahier
40 pièce stylo/crayon de couleur/feutre/crayon

Prix : 7000ar sy 8000ar.
📞0346531025.

31/08/2026

Mankasitraka tompoko ❤️

Salama e🩷Mbola miandry ny commande nareo izahay an .Azo atao miavaka kely amin'izay itiavanareo azy mihintsy ny autocoll...
30/08/2026

Salama e🩷
Mbola miandry ny commande nareo izahay an .
Azo atao miavaka kely amin'izay itiavanareo azy mihintsy ny autocollant scolaire personnalisé antsika.

Lot de 65 pièce ny antsika.
25 pièce cahier
40 pièce stylo/crayon de couleur/feutre/ crayon

7000ar raha atao cadre na dessin animé.
8000ar kosa raha ampiana sarin'ilay zaza

Mandefa any aminy faritra izahay de manao livraison ihany koa🥰
📞034 65 310 25

It's FY

Salama indray o 🥰 Mankasitraka indrindra ho an-tsika rehetra nandray anjara indray o 🩷Mamy erÿ no mikarakara sy manao iz...
26/08/2026

Salama indray o 🥰
Mankasitraka indrindra ho an-tsika rehetra nandray anjara indray o 🩷
Mamy erÿ no mikarakara sy manao izay mahafa-po anareo.Indrindra mo ny manaingo ny fitaovan'ny zanatsika.

Mbola mandray commande hatrany izahay an.
65 pièce be izao no isany autocollant scolaire personnalisé an-tsika.
25 pièce hoan'ny cahier
40 pièce hoan'ny stylo/crayon de couleur/feutre/ crayon

Tena tsara izy reto an 🥰
Maro no efa afa-po izay nanjifa.

Aminy vidiny 8000ar sy 7000ar fotsiny.

Manao livraison izahay an, mandefa any aminy faritra ihany koa❤️

Tongava ary ao amin'ny hafatra miafina raha hanao commande o.
📞0346531025.

Mirary ny soa sy ny tsara indrindra hoan'ny mpianatra kely nanjfa tato aminay izahay ❤️Faly éry izahay mikatsaka ny soa ...
21/08/2026

Mirary ny soa sy ny tsara indrindra hoan'ny mpianatra kely nanjfa tato aminay izahay ❤️

Faly éry izahay mikatsaka ny soa ho an'i zanatsika.
Anisan'izany ity autocollant scolaire personnalisé ity.Natao mba hanamaivana ny fahasahiranan'ny ray aman-dreny; tsy mila manoratra intsony fa mametaka ireto amin'ny fitaovana fotsiny dia vita.

Maro no efa afa-po an🥰
Betsaka no efa nanjifa koa aza misalasala mandefa commande fa mbola mandray anareo ampitiavana be izahay.

65 pièce be izao.
25 pièce cahier.
40 pièce stylo/crayon de couleur/feutre/crayon

7000ar raha tsotra.
8000ar raha asiana sarin'ilay zaza.

Afaka mandefa commande ato aminy hafatra miafina ianareo. Afaka miantso ihany koa ny 0346531025.

Mandefa any amin'ny faritra izahay an.
Manao livraison ihany koa 🩵

It's FY

Miarahaba e🌹Porte clés gratuit.Eny tompoko.omenay maimaimpoana indray hianareo abonnés ato amin'ny page.ka andao handray...
13/08/2026

Miarahaba e🌹
Porte clés gratuit.

Eny tompoko.
omenay maimaimpoana indray hianareo abonnés ato amin'ny page.
ka andao handray anjara ary e.

Inona ny dessin animé tena tinareo raha ianareo no nanamboarana autocollant scolaire personnalisé ?
Valio ao anaty commentaire ary mentionné-o ny namanareo 3 na mihoatra tinareo hicommande autocollant ho anareo na ho an'i zaza anareo.

Olona 2 no omenay am'ty Jeux anakiray ity ary ataotsika akitsapaka ny anaranareo🥰

Fanomezana avy aty amin'i Joy 🩷

Mafinaritra anie ny mahita zaza tia mianatra e😍🥰Manampy aminy fahazotoana mianatra mihintsy ity AUTOCOLLANT SCOLAIRE PER...
12/08/2026

Mafinaritra anie ny mahita zaza tia mianatra e😍🥰

Manampy aminy fahazotoana mianatra mihintsy ity AUTOCOLLANT SCOLAIRE PERSONNALISÉ ity satria sady tsarakely ny fitaovana no miavaka ihany koa.
Tsy mandany andro manoratra intsony fa mametaka fotsiny dia vita.

Afaka misafidy izay dessin animé tiany ny akizy.
afaka atao cadre hafa iany koa.

Azo asiana sarin'ilay zaza aminy vidiny 8000ar nefa raha tianao atao anarana fotsiny ihany dia afaka tanterahatsika avokoa , 7000ar.

65 pièce be izao ny total-ny an.
25 pièce cahier
40 pièce stylo/crayon/Feutre/regle.

Alefaso ary ny commande ary o.
Faly mandray anao ao aminy hafatra miafina izahay.🥰

's_FY

Salama daholo 😍Vaovao be indray izy ty an.Raha tsy tia an'ilay autocollants scolaire personnalisé ny ankizy fa efa lehib...
10/08/2026

Salama daholo 😍
Vaovao be indray izy ty an.
Raha tsy tia an'ilay autocollants scolaire personnalisé ny ankizy fa efa lehibe dia misy an'ty emploi du temps ity indray atolotray ho anareo.
Autocollant izy ty an.
Afaka apetaka aminy rindrina 🥰

Afaka mi- commande couleur ianareo.
Afaka asiana thème ihany koa.
Midira ao aminy hafatra miafina raha hanao commande ianareo.
Aminy vidiny mora be fona.

's_FY

Hello 🤍Kilalao manaraka indray ary o.Iza ary no anaran'ny zaza anay? Izay manoratra ny valiny marina eo aminy commentair...
31/07/2026

Hello 🤍
Kilalao manaraka indray ary o.
Iza ary no anaran'ny zaza anay?
Izay manoratra ny valiny marina eo aminy commentaire miampy capture fa efa abonné ato aminy page izy dia omenay PORTE CLÉS PERSONNALISÉ tsarakely ❤️

Aza hadino fa efa manomboka ny fandraisantsika commande amin'ny autocollant scolaire personnalisé an.
Afaka misafidy dessin animé izay tina ny ankizy.
65 pièce be izao.
8000ar sy 7000ar.

It's FY 🤎

Salama e😍Efa manomboka ny fandraisantsika commande ny autocollant scolaire personnalisé an.Afaka misafidy dessin animé i...
30/07/2026

Salama e😍
Efa manomboka ny fandraisantsika commande ny autocollant scolaire personnalisé an.
Afaka misafidy dessin animé izay tiana mihintsy ianareo.

Ny vidiny tsy miova an.
7000ar sy 8000ar ihany.
Alefaso ary ny commande ♥️

's_FY

Address

67 Ha Antetezana Afovoany
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when It's FY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share