05/08/2022
Miarahaba antsika mpankafy ny Taranja Taekwondo 🙏
Misaotra antsika rehetra izay nanjifa équipements teto amin'ny Ciaa SportWear nandritry ny Tsenabe miavaka tao amin'ny Café de la Gare na ireo efa nanjifa rehetra tamin'ny alalan'ny Vente en ligne izahay
Miandry ny arrivage vaovao isika tsy hoela ka manasa antsika hanaraka tsy tapaka ny pejy. ‼️‼️‼️‼️..
Ho an'ireo Club de Taekwondo maniry te hiara-hiasa hatrany(Partenaires) dia raisina antanandroa hatrany ny commande nareo ao amin'ny Mp..
Maro isika no manontany mahakasika TATAMI. Afaka miditra Mp avy hatrany ny amin'ny andinindininy rehetra🙏..
Mankasitraka indrindra dia manome fotoana antsika tsy hoela ny amin'ny arrivage vaovao be oh🙏🙏‼️‼️‼️
Team Ciaa
‼️❗Taekwondo Forever ❤🥰‼️‼️‼️