So.Soa

So.Soa Maison de couture et boutique de prêt à porter

09/02/2026

Mankahery sy mirary herinandro mahafinaritra antsika rehetra 🥰❤️

Tahin'i Jesoa ❤️

So.Soa ❤️

Nareo koa ve nisy fotoana efa saika hi'abandonne?Tataraiko anareo... efa imbetsaka aho no niteny hoe " tsy hanjaitra int...
02/02/2026

Nareo koa ve nisy fotoana efa saika hi'abandonne?

Tataraiko anareo... efa imbetsaka aho no niteny hoe " tsy hanjaitra intsony. Hajaniko tanteraka ny zaitra. Za tsy mahavita intsony. " 😇

-Indray mandeha izay, akanjona mpanjifa iray no efa vitako tanteraka dia may teo ampipasohana.
-Efa nisy koa, lamban'olona lafo vidy fa diso ny fomba nanapahako azy.
-Efa nahazo kihana be dia be aho.
-Misy fotoana tsy mitsahatra mitangorona ny kofehy amin'ny machine'ako, manapaka fanjaitra... lany andro eo aho sady efa mipatrapatraka ny ranomasoko.
-Efa niainako koa izany hoe faly ery nanao ny akanjo nozairiko nefa teny imasombahoaka no tatabitrana tampoka na nipitika ny bokotra satria lasa diso tery loatra.
-Indraindray reraka sy marary mihitsy manenjika asa.
-sns...
..Kanefa nandinika kely aho dia nitraka indray... namerina, nikaroka dia nampitombo ny fahaizako, nanarina ny fahadisoako... dia notohizako ny lalako ary tsy nanaiky hi'abandonne ah. Hoy aho hoe " CHAQUE ERREUR ÉTAIT UN APPRENTISSAGE " " TIKO ITY DIA TSY AVELAKO." 😁

Nataoko ity publication ity hankaherezana antsika rehetra hoe ny zavatra iray rehefa tiana sy hikirizana dia vita foana, mahita vokatra tsara foana.
Tsy resaka zaitra ihany fa n'inon'inona domaine misy anao sy zavatra ataonao.

Zay fa mahereza daholo dia mirary ny soa sy ny tsara ho anareo ❤️

So.Soa 🪡❤️

Rose 🌸So.Soa 💌
31/01/2026

Rose 🌸

So.Soa 💌

Tsikitsiky be no hirariako herinandro mahafinaritra be ho antsika rehetra 😁🥰❤️Mandray commande hatrany izahay ho anareo ...
20/01/2026

Tsikitsiky be no hirariako herinandro mahafinaritra be ho antsika rehetra 😁🥰❤️

Mandray commande hatrany izahay ho anareo izay hampanjaitra.
Aza misalasala mandefa MP 💌

So.Soa ❤️

So.Soa ❤️
16/01/2026

So.Soa ❤️

Mirary 2026 feno fahombiazana sy fahasoavana ho antsika rehetra ✨️So.Soa ❤️
05/01/2026

Mirary 2026 feno fahombiazana sy fahasoavana ho antsika rehetra ✨️

So.Soa ❤️

May the universe surprise you in beautiful ways. ✨️So.Soa ❤️
26/12/2025

May the universe surprise you in beautiful ways. ✨️

So.Soa ❤️

Fraîcheur. Fluidité. Féminité. 🤍💙🤍Ensemble haut off-shoulder blanc et pantalon large bleu ciel. Disponible de suite en t...
21/12/2025

Fraîcheur. Fluidité. Féminité. 🤍💙🤍

Ensemble haut off-shoulder blanc et pantalon large bleu ciel.
Disponible de suite en taille S et M.

So.Soa 💌

17/12/2025

Cette robe est l’équilibre parfait entre sobriété et sensualité. ❤️
Son coloris bordeaux profond et sa coupe dos nu en font une pièce à la fois audacieuse et intemporelle.
Conçue dans un lycra premium au fini satiné, elle offre un maintien impeccable et souligne votre silhouette avec délicatesse sans jamais sacrifier votre confort.
Une véritable seconde peau pour une liberté de mouvement absolue.

La robe disponible de suite en taille S. 💌

So.Soa

🤍 CLOUD DANCER 🤍Ity indray ny lokon'ny 2026 navoakan'ny   Tsotra, maivamaivana nefa mihaja tsara.Tinareo ve?
05/12/2025

🤍 CLOUD DANCER 🤍

Ity indray ny lokon'ny 2026 navoakan'ny
Tsotra, maivamaivana nefa mihaja tsara.
Tinareo ve?

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:30 - 18:00
Tuesday 08:30 - 18:00
Wednesday 08:30 - 18:00
Thursday 08:30 - 18:00
Friday 08:30 - 18:00
Saturday 08:30 - 12:00

Telephone

+261341015484

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when So.Soa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share