Le Mini Prix

Le Mini Prix 😍😍Misitraka ny tsara amin'ny vidiny mirary❤️😍😍

✨ PROMOTION VETIVETY MALALA ✨Volo malefaka, mamirapiratra ary mora karakaraina 💗🧴 3G Protein Brazilian Keratin Masque ca...
12/09/2026

✨ PROMOTION VETIVETY MALALA ✨

Volo malefaka, mamirapiratra ary mora karakaraina 💗

🧴 3G Protein Brazilian Keratin Masque capillaire à la kératine brésilienne

Ny fikarakarana volo tsara dia manomboka amin'ny vokatra sahaza. 🌸

✨ Manampy mamelona sy manalefaka ny volo ✨ Manampy mikarakara ny volo simba ✨ Manome hamirapiratana sy fahalemena ✨ Manampy mampihena ny volo misavoritaka
✅300ml

💆‍♀️ Ho an'ireo maniry volo tsara tarehy, malefaka ary mora amboarina.

🔥 VIDINY PROMOTION : 12 000 Ar IHANY 🔥

📲 Commande : 038 77 592 18
🚛 Livraison manerana ny Nosy

💗 PROMOTION MANDALO — aza avela ho lany vao haniry !

✨ VELONA RY TASY… 👋🍊 7 ANDRO MONJA, AHITANA FIovana! ✨Kojic Acid + Papaya SPF 50+ 🌿💧 Hydratante☀️ Manampy miaro amin’ny ...
10/09/2026

✨ VELONA RY TASY… 👋
🍊 7 ANDRO MONJA, AHITANA FIovana! ✨

Kojic Acid + Papaya SPF 50+ 🌿
💧 Hydratante
☀️ Manampy miaro amin’ny taratra masoandro
✨ Manampy mampihena ny fisehon’ny tasy sy mampamirapiratra ny teint
❤️ Manala Mony sy point noir
☀️ Miaro amin'ny fahanterany oditra

✅Natao hoan'ny karazana oditra reetr na très sensible
✅100% Organic "Sans effet secondaire"
✅Azo antoka

🔥 15 000 Ar ihany!

👉 Te-hanatsara ny teint-nao? Andramo dieny izao!

🚛 Livraison manerana ny Nosy
📲 038 77 592 18

27/08/2026
LEO ANGADRANO , VOLO SIMBA ,TAPATAPAKA SY TSY METY MANIRY VE NDRIII ..?😍 ✨Mitadiava soin complet ho an’ny volonao! 💆‍♀️💆...
12/08/2026

LEO ANGADRANO , VOLO SIMBA ,TAPATAPAKA SY TSY METY MANIRY VE NDRIII ..?😍 ✨

Mitadiava soin complet ho an’ny volonao! 💆‍♀️💆‍♂️

🌾 LUNDBORLY BEAUTY RICE – PACK SHAMPOO + HAIR MASK 🌾

Format GM
Shampooing 500ml
Masque 500ml

💧 Manadio sy manala loto amin’ny hodi-doha
✨ Manampy amin’ny ady amin’ny pellicules
💦 Manome hydratation sy hamandoana
💪 Manampy manamafy sy manamboatra volo simba
🌟 Mampalefaka sy mampamirapiratra ny volo
👍 Mampitsiry sy manala frisottis

🌱 SANS PARABENS • SULFATE • SILICONE

👨‍👩‍👧 Mety amin’ny ankizy sy olon-dehibe (araka ny toromarika eo amin’ny fonosana)

😍 PACK 2 PRODUITS = 25 000 Ar ihany!

📞 Commande : 038 77 592 18
🚚 Livraison disponible

❤️ Volo madio, malefaka, mamirapiratra ary voakarakara tsara — omeo ny soin mendrika azy chérie ny tafondry ah😘!

👉 Aza miandry ho simba vao mikarakara azy. Commandez maintenant! 🔥

✨ LEO RASOIR SY NY FARITRA MAINTY MISY VOLO VÉ? 😩💚 CRÈME ÉPILATOIRE 3 EN 1 – DISAAR 💚Ho an'izay te hanana hoditra malama...
11/08/2026

✨ LEO RASOIR SY NY FARITRA MAINTY MISY VOLO VÉ? 😩

💚 CRÈME ÉPILATOIRE 3 EN 1 – DISAAR 💚
Ho an'izay te hanana hoditra malama, madio ary tsara jerena nefa tsy te hijaly amin'ny rasoir intsony! 😍

🌸 3 EN 1 :
✨ Manala volo haingana – miasa ao anatin'ny minitra vitsy monja
✨ Manazava ny faritra maizina
✨ Ela kokoa vao miverina maniry indray ary mihamanify rehefa mandeha ny fotoana

💗 Tsy mila rasoir intsony!
💗 Mety amin'ny tarehy, tongotra, helika, aisselle ary maillot
💗 Matonga hoditra malama sy silky
💗 Misy Huile d'Argan + Beurre de Karité miaro ny hoditra sy manalefaka azy tsara
💗 Spatule OFFERTE 🎁 ho mora sy madio ny fampiasana

🎀 ARY BONUS:😍😍😍😍
Ho an'izay mividy azy ➜ GLOSS STITCH PAILLETÉE MAGIQUE OFFERTE ✨💄

🔥 PRIX : 14.000 Ar SEULEMENT 🔥
📲 Commande : 038 77 592 18
👉 Adieu rasoir, bonjour peau douce et lisse ! 💕
🚛 Livraison manerana ny Nosy

🔥🌸 IZAY PROBLÈME TSY AFAK’ITY, TSY AFAKA INTSONY CHÉRIE AH!! 😍💖 NIGHT BEAUTIFUL — SAVON INTIME 150G 💖Ilay savon intime v...
10/08/2026

🔥🌸 IZAY PROBLÈME TSY AFAK’ITY, TSY AFAKA INTSONY CHÉRIE AH!! 😍

💖 NIGHT BEAUTIFUL — SAVON INTIME 150G 💖
Ilay savon intime vaovao BE ZAO tonga hanampy anao hikarakara ny faritra intime sy hahatsapa fahadiovana sy confiance isan’andro! ✨

🌸 BIENFAITS :
✅ Manampy manala tasy amin’ny elakelape
✅ Manadio ny faritra intime
✅ Manampy mampihena ny fofona tsy mahafinaritra
✅ Manampy mitazona ny hamandoana voajanahary
✅ Manampy mikarakara ny équilibre naturel
✅ pH neutre
✅ Mety amin’ny routine d’hygiène intime

😍 150G BE ZAO — 2 volana mampiasa fotsiny!

💥 VIDINY : 12.000 Ar IHANY 💥

🛍️ RAHA TE HANANA DIA Aza miandry!
📩 MP izao → “NIGHT BEAUTIFUL” dia raisinay ny commande-nao.
🌹 Pepeta madio • fraîcheur • confiance isan’andro 🌹

☎️0387759218
🚛 Livraison manerana ny Nosy

✨ LEO RASOIR SY NY FARITRA MAINTY MISY VOLO VÉ? 😩💚 CRÈME ÉPILATOIRE 3 EN 1 – DISAAR 💚Ho an'izay te hanana hoditra malama...
08/08/2026

✨ LEO RASOIR SY NY FARITRA MAINTY MISY VOLO VÉ? 😩

💚 CRÈME ÉPILATOIRE 3 EN 1 – DISAAR 💚
Ho an'izay te hanana hoditra malama, madio ary tsara jerena nefa tsy te hijaly amin'ny rasoir intsony! 😍

🌸 3 EN 1 :
✨ Manala volo haingana – miasa ao anatin'ny minitra vitsy monja
✨ Manazava ny faritra maizina
✨ Ela kokoa vao miverina maniry indray ary mihamanify rehefa mandeha ny fotoana

💗 Tsy mila rasoir intsony!
💗 Mety amin'ny tongotra, helika, aisselle ary maillot
💗 Matonga hoditra malama sy silky
💗 Misy Huile d'Argan + Beurre de Karité
💗 Spatule OFFERTE 🎁 ho mora sy madio ny fampiasana

🎀 ARY BONUS:😍😍😍😍
Ho an'izay mividy azy ➜ GLOSS STITCH PAILLETÉE MAGIQUE OFFERTE ✨💄

🔥 PRIX : 14.000 Ar SEULEMENT 🔥
📲 Commande : 038 77 592 18
👉 Adieu rasoir, bonjour peau douce et lisse ! 💕
🚛 Livraison manerana ny Nosy

✨EFA TONGA ILAY MIRACLE KELY MALALA AAAHH😍.. Vokatra azo tsapain-tanana eo no eo🤩😘🍊 DISAAR VITAMIN C UNDERARM WHITENING ...
23/07/2026

✨EFA TONGA ILAY MIRACLE KELY MALALA AAAHH😍.. Vokatra azo tsapain-tanana eo no eo🤩😘

🍊 DISAAR VITAMIN C UNDERARM WHITENING BALM manadio faritra mainty rehetra amin'ny Vatana 😍

💛 Bienfaits :
✅ Manampy hampamirapiratra ny faritra maizina (aisselles, coudes, genoux, maillot...)
✅ Mampitovy ny lokon'ny hoditra
✅ Manalefaka sy manome hydration
✅ Mora ampiasaina, tsy miraikitra
✅ Mety ho an'ny vehivavy sy lehilahy

🧴 Mode d'emploi :
1️⃣ Diovy sy hamainina tsara ny faritra.
2️⃣ Hosory balm kely.
3️⃣ Ahosotra moramora mandra-piditra tsara.
4️⃣ Ampiasao 1 à 2 fois isan'andro tsy tapaka.

‼️ Résultats 100% Hatrany ‼️ Stop faritra mainty ‼️

💰 Vidiny manokana : 12.000 Ar
🔥 Stock voafetra!

📩 Mandefasa Mp dieny izao na manorata hoe
👉 "JP Miracle" ao anaty commentaire dia hovaliana avy hatrany.

🚚 Livraison disponible.
☎️ Contact 0387759218

🌟 Ataovy veloma ny faritra maizina, ary omeo endrika madio sy voakarakara ny hoditrao! ✨

❤️❤️❤️✨🍊 GAMME VITAMINE C ❤️❤️❤️👉 HODITRA MADIO, MAMIRAPIRATRA & VOAKARAKARA! 🍊✨Te hahazo hoditra malefaka, mamirapiratr...
26/05/2026

❤️❤️❤️✨🍊 GAMME VITAMINE C ❤️❤️❤️
👉 HODITRA MADIO, MAMIRAPIRATRA & VOAKARAKARA! 🍊✨

Te hahazo hoditra malefaka, mamirapiratra ary voaaro ve ianao? 😍
Ity Gamme Vitamine C ity no vahaolana mety aminao! 💛

✅ Savon Vitamine C – manadio lalina, manampy hampihena tasy sy loto amin’ny tarehy
✅ Crème Vitamine C – mamelona sy manazava Ary manalefaka hoditra, manampy hampamiratra azy ✨
✅ Écran solaire SPF50 – manala kentrona, miaro amin’ny masoandro sy manampy hisoroka fahamaintisana 🌞

🌼 Bienfaits :
✔️ Mampamirapiratra ny hoditra
✔️ Manampy manala tasy sy pentina
✔️ Manala ride sy kendrona VAO miforina
✔️ Mampalefaka sy manome hydration
✔️ Miaro amin’ny masoandro sy pollution
✔️ Manampy hanome teint uniforme

💰 PRIX : 25 000 AR monja

📩 Aza tara fa andramo izao dia jereo ny fiovana! 😍
📞 Commande & Infos : 0387004634
🛍️ Le Mini Prix

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Le Mini Prix posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share