31/07/2026
🌴☀️ VACANCES mipoka be ☀️🌴
Na handeha hitsangatsangana, hihaona amin'ny fianakaviana, na hankafy ny vacances, misy ny look tonga lafatra miandry anao ato amin'ny Poonam Fashion. 🤍✨
👗 Ensemble deux pièces
🎉 PROMOTION VACANCES
🔥 Remise -30% OFF
💰 55.000 Ar monja
🛍️ Aza tara fa voafetra ny tahiry! Tongava misafidy ny style mifanaraka aminao dieny izao.
📍 67 Ha Ampitan'ny CENAM
📞 038 53 175 01
💖 Poonam Fashion – Ny style-nao no mampiavaka anao.
✨🛍️🌴