05/06/2026
✨ "Izy rehetra ireo ve no 55.000 Ar ?"
👉 Eny aky maman a, izy rehetra ireo mihitsy ! 😍
💛 Cleanser Collagène
💛 Sérum Collagène
💛 Crème Visage Collagène
💛 Crème Mains Collagène
🎁 Masque Visage Collagène 2
Izay rehetra hitanao amin'ny sary dia tafiditra ao anatin'ilay Programme Jeunesse Quotidien.
Routine complète au collagène hanampy anao hikarakara ny hoditrao isan'andro, manomboka amin'ny nettoyage ka hatramin'ny hydratation sy soin complémentaire.
🔥 55.000 Ar ihany fa tsy 64.000 Ar
⚠️ Efa maro no naka ny azy, ka vitsy sisa ny stock misy amin'ity offre ity.
📩 Alefaso message dieny izao sao taraiky amin'ilay offre. 💛