09/05/2024
Salama aby ๐
Arrivage t-shirt vaovao be Indray Ity ho antsika zanakโimady 200 manontolo ๐
T-shirt ahitana ny Agnarandray ny ao tanana rehetra sary fanehona reo fa zay vo tsa eo afaka mandefa niazy โ๐ฟ
โMisy taille rehetra zay ilaina : S M L XL XXL ๐
โMisy hoany zaza madinika koa : 1-12ans ๐
โCouleur moa dia maro azo isafidianana fa model fotsiny reo ๐
โMandefa amn faritra sy manao livraison ๐ ๐ฆ๐
Ka tongava mp ary manao ny commande na koa miantso ny laharana ๐: 0389181222 / 0383573361