02/02/2023
Coucou daholo raha izao ianareo vao mahita ny pejy😊😊
Ity misy kilalao ahazaohana gilet doudoune
Tsotra kely n'y fandraisana anjara
▫️Asiana j'aime ny pejy sy ity publication ity
▫️Asiana commentaire oe ''je participe''
▫️Partage-na en mode public
Izay commentaire bé réaction indrindra no mahazo azy😊azo atao tsara ny mi-tagge namana😊😘
Afaka manasa namana ihany koa hilalao😊
Ny fisarihana Dia atao amin'ny 10fevrier ho avy izao,mbola hisy ny lalao manaraka
Mazotoa daholo Ary oh❤️❤️