L.A. Couture

L.A. Couture Mpanjaitra manana traikefa manokana momba ny akanjom-behivavy sy ankizy. Ara-potoana. Asa voakaly. Ponctuelle. Travail très soigné. Livraison : environ 15 jrs

Couturière expérimentée spécialiste femmes et enfants à Madagascar.

Arahabaina nareo roa kely
10/06/2024

Arahabaina nareo roa kely

Ensemble 3 pièces mihaja be ❤️. Sur mesure hatrany ☺️. Hamonjy fety? Mitady akanjo hoentina miasa? Na te hiankanjo tsara...
04/03/2023

Ensemble 3 pièces mihaja be ❤️. Sur mesure hatrany ☺️. Hamonjy fety? Mitady akanjo hoentina miasa? Na te hiankanjo tsara fotsiny? Alefaso dieny izao ary ny commande-nao. Antsoye ny 034 64 710 26

Herinandro vaovao, vokatra vaovao, hanomezana fahafaham-po hatrany anareo mpanjifa☺️ !!! Asa tanana Malagasy 🇲🇬Rideaux s...
12/07/2021

Herinandro vaovao, vokatra vaovao, hanomezana fahafaham-po hatrany anareo mpanjifa☺️ !!! Asa tanana Malagasy 🇲🇬
Rideaux sy voilages tsara kalitao. Mirefy 220cm x 150cm.

- Rideau lourd : 40,000ar ny iray
- Rideau en voile : 30,000ar ny iray

Mandray commande, manjaitra ihany koa izahay: refy, loko, karazan-damba izay tianao.

Aza misalasala ary mandefa hafatra miafina na miantso ny ☎️ +261346471026 .

Livraison à partir de 2,000ar.

Vokatra manaraka indray ary oh!! Efa maro ny afa-po koa inona ary no iandrasanareo? Asa tanana Malagasy 🇲🇬Rideaux sy voi...
20/06/2021

Vokatra manaraka indray ary oh!! Efa maro ny afa-po koa inona ary no iandrasanareo? Asa tanana Malagasy 🇲🇬
Rideaux sy voilages tsara kalitao hatrany no atolotra anareo izay mirefy 220cm x 150cm
-Rideau lourd : 25,000ar l'unité
-Rideau en lin : 30,000ar l'unité
-Rideau organza : 30,000ar l'unité
Mandefasa hafatra miafina na afaka miantso ihany koa ☎️ +261346471026 raha mahaliana anao izany. Afaka manjaitra araka ny tadiavinao ihany koa izahay.
Livraison à partir de 2,000ar.

"Tsy vakivaky mihitsy ny voloko rehefa ririnina. Sady vetivety dia lava no tsy simba mihitsy ny boucles".Secret anankira...
14/06/2021

"Tsy vakivaky mihitsy ny voloko rehefa ririnina. Sady vetivety dia lava no tsy simba mihitsy ny boucles".

Secret anankiray tena mandaitra : fampiasana bonnet satin.

Fampiasana azy : hanaromana volo entina matory. Afaka entina mivoaka ihany koa hiarovana ny volo amin'ny pollution, ny hatsiaka sy ny mpangalatra volo 😁😁😁

Mivarotra bonnet doublure satin tena tsara kalitao izahay ato amin'i L.A. Couture.

16 000 ariary ny bonnet iray.
20 000 ariary ny bonnet iray miaraka amin'ny cache bouches mifanaraka aminy anankiroa.

👉👉 Photos réelles 👈👈

Sary nalefan'ny mpanjifa. Photo réelle des rideaux occultants posés chez une cliente satisfaite.Misaotra anareo mpanjifa...
04/06/2021

Sary nalefan'ny mpanjifa.
Photo réelle des rideaux occultants posés chez une cliente satisfaite.

Misaotra anareo mpanjifa amin'ny fahatokisana.

Mbola mitohy hatrany ny fandraisana commande. Efa betsaka ny afa-po ka manasa anareo handefa hafatra miafina raha te-hampanjaitra sur mesure ianareo ary afaka misafidy loko na miantoka lamba 🙂

VITA MALAGASY 🇲🇬Pour votre intérieur, rideaux et voilages de très bonnes qualités, finitions impeccables.Ho an'ny ati-tr...
29/05/2021

VITA MALAGASY 🇲🇬
Pour votre intérieur, rideaux et voilages de très bonnes qualités, finitions impeccables.

Ho an'ny ati-tranonao, rideaux sy voilages tena tsara kalitao

Rideaux occultants : gris, rouge, jaune

Prix unitaire :
- rideau occulant : 20 000 ariary
- rideau blanc en lin : 30 000 ariary.
- rideau blanc en soie : 15 000 ariary

Dimensions
220cm*150cm

Photo réelle
Livraison possible à partir de 2,000ar

Nous prenons également vos commandes de rideaux et de voilages sur mesure et aux couleurs de votre choix.

Photos réelles des rideaux et voilages posés chez mes fidèles clients/clientes satisfaits/satisfaites. Merci pour votre ...
28/05/2021

Photos réelles des rideaux et voilages posés chez mes fidèles clients/clientes satisfaits/satisfaites. Merci pour votre confiance.

Vous pouvez passer vos commandes en MP ou par téléphone

🇲🇬  Ho anao manana volo ondulés, bouclés, frisés, kinky. Miaro ny boucles tsy ho rava sy manena ny frissotis. Miaro ny v...
13/04/2021

🇲🇬 Ho anao manana volo ondulés, bouclés, frisés, kinky. Miaro ny boucles tsy ho rava sy manena ny frissotis. Miaro ny volo tsy ho vakivaky.

✅Turban (doublure satin) + 2 caches bouches (doublure viseline) assorti. Asa tanana vita Malagasy.

✅Sady stylé no miaro tsara ny volonao, miaro @ hatsiaka, miaro @ pollution, miaro ny boucle tsy ho rava (doublure satin).

❗❗❤️Tohanako ny vita Malagasy.❤️❗❗

Vidiny: 20,000ar avec 2 caches bouches, 16,000ar sans cache bouche😱. Modèle unique avokoa. Ireo 3, 4 sy 5 ireo ny modèle sy couleur disponible. Afaka manao commande araka izay tadiavinao ihany koa ianao.
Contact ☎️ +261346471026 ou faites vos achats en mp. Afaka manao livraison. Lieu: Ambodin'isotry

Sombintsombiny amin'ireo akanjo izay nozairiko. Sary tena izy. Aza misalasala mifandray amiko raha mila fanazavana fanam...
07/02/2021

Sombintsombiny amin'ireo akanjo izay nozairiko. Sary tena izy. Aza misalasala mifandray amiko raha mila fanazavana fanampiny.

Quelques exemples de mes œuvres et créations. Photos réelles. Pour toutes informations, n'hésitez pas à me contacter.

Address

Antananarivo

Telephone

+261346471026

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when L.A. Couture posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share