09/05/2022
Faly miarahaba anao izahay ato @ 'Zay Ilaina Shop😊.
Iresaka momban'ny atody papelika isika anio.
Ny atody papelika dia tsara ho an'ny vatana noho izy manakarena Vitamine B1,B2, Fer, Protéines, Phosphore sy Magnésium ary Calcium.
Ny atody papelika koa dia Mitsabo aretina maro toy ny :
ASHME, SEMPOTRA, KOHAKA, ALERGIE, TANDIMERINA, VAVONY, ARERAHANA, DIABETA, GOTY, RHUMATISME, FAHATSETSEMAN'NY LALANDRA, FIAKARAN'NY TOSIDRA, IMPUISSANCE SEXUELLE, KAMBOTENDA ary manala tavy ihany koa.
TSARA KOKOA RAHA HOANINA MANTA IZY RAHA ITSABOANA.
Izahay dia afaka manao livraison à domicile @ sarany mora.
Koa aza misalasala mandefa afatra miafina na miantso ireto laharana ireto :
Telma : 0344264868, 0344052207, 0347860010.
Orange : 0328795077.
airtel : 033 61 305 62
Mirary soa.