28/08/2026
🎉 JEU 40K d'abonnés 💜
💬 Manomana cadeau be ho anareo izahay amin'izao isika feno 40 K izao🥰
✅ Valio fotsiny ireto fanontaniana ireto ary Mentionneo ny namana hilalao
Partage amin'ny Mur anao avec hashtag
1️⃣ Inona ary ahona no nahafantaranao an’i Frenzy Glam? 😍
2️⃣ Inona no tena nahafinaritra anao indrindra tato amin’ny Frenzy Glam? 🥰
👉 Produit ? Prix ? Promotions ? Jeux ? Contenu ? Service ? Sa hafa mihitsy 🤭
🎁 Amin'ny Semaine ambony isika manao tirage ary hahazo cadeau Surprise izay voasarika 🤩🩷
📌 Valio ao amin'ny Commentaire ary aza adino mentionner namana sy manao partage🫶