Tah Dinah

Tah Dinah Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tah Dinah, Clothing (Brand), Antananarivo.

Gris bleu et bleu marine 🥰😍Sur mesure hatrany ☺️
15/06/2026

Gris bleu et bleu marine 🥰😍
Sur mesure hatrany ☺️

Izahay mpanjaitra dia anisan'ireo mpanome fifafalina anareo, indrindra amin'ny andro iray toa izao 🥰 Fa anisan'ireo mpan...
12/06/2026

Izahay mpanjaitra dia anisan'ireo mpanome fifafalina anareo, indrindra amin'ny andro iray toa izao 🥰
Fa anisan'ireo mpanome fahasorenana pro max ihany koa rehefa sendran'ireo mpanao asa kitoatoa😁

Robe manao ahoana no tianao hanaovana rehefa hatao mariage ianao ☺️?
08/06/2026

Robe manao ahoana no tianao hanaovana rehefa hatao mariage ianao ☺️?

04/06/2026

Ny imagination bediabe nefa ny lamba tsy ampy🥹

02/06/2026

Fianakavina iray no nisafidy hampanjaitra akanjo anay teto 🥰
Mankasitraka anareo hatrany 😍😍

Miarahaba ny reny rehetra 🥰😍
31/05/2026

Miarahaba ny reny rehetra 🥰😍

28/05/2026
23/05/2026

Hafa fona anie hoa ny ny akanjo zairina sur mesure e😍 Indrindra hoanareo tia Akanjo tsotsotra nefa classe 😍
Tongava ao amin'ny mp raha misy modèle tianao ho tanterahina☺️

Clothing (brand)

Sublimée avec nos créations,où chaque détail est pensé pour révéler votre élégance et votre personnalité😍😍😍Tah Dinah ,  ...
21/05/2026

Sublimée avec nos créations,
où chaque détail est pensé pour révéler votre élégance et votre personnalité😍😍😍
Tah Dinah ,

Address

Antananarivo

Telephone

+261349081825

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tah Dinah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share