Ray ihanbou tic

Ray ihanbou tic Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ray ihanbou tic, Apparel & Clothing, Antananarivo.

21/12/2022
21/12/2022
08/11/2022

Fa nahoana no toa tsy manam-pahataperana ny ady izay atrehinao?

Ny eo tsy lany, ny eo toa misesika ihany...

Ary indraindray dia mety amin'ny endrika vaovao foana isehoany eo amin'ny fiainanao.

Toa gaga sy talanjona ianao hoe inona foana ary no anton'izao rehetra izao?
Moa ve adinon' Andriamanitra ireo toky sy fampanantenany nataony taminao, fa tsy handao na hahafoy anao mandrakizay Izy?

Toa ohatry ny mino izay nolazainy ihany ianao, nefa ny mahagaga dia tsy tanteraka eo amin'ny fiainanao akory izany teniny izany...
Miandrandra fiainam-baovao ianao, nefa toa vao may miasahirana...
Manantena fisandratana ianao, nefa toa olana tsy hankiato no mahazo anao...

Eo indrindra no tiako hampaherezana anao...
Aza adino fa matoa mia-mafy izay ny tafio-drivotra mitsoka eo amin'ny fiainanao, dia efa mby akaiky izay ny fisandratanao.
Ao anatin'izany rehetra izany dia manao izay fomba rehetra ny devoly entiny hanakiviana anao.

Moa adinonao va fa tsy moramora tamin'i Davida ny niatrika ireo fanamby maro izay nanolalovany, tao alohan'ny naha mpanjaka azy?
Nisy fotoana azy izy nitomany nidradradradra mafy mihitsy ambara-pahatonga azy tsy nanana ranomaso alatsaka intsony.

Tsy mora taminy ny niatrika izany, nefa izy nahatoky foana ny Andriamaniny.

Raha izay tokoa re no tsy nikikitra tamin'Andriamanitra izy tao anatin'ireo olana maro izay nolalovany, dia mba nanao ahoana ny niafarany?
Azoko antoka, fa tsy nisandratra izy raha toa ka tsy nanana izay toe-po izay...

Aza atao mahavery hevitra anao izay zava-miseho eo amin'ny fiainanao, fa meteza hihino fa efa manakaiky izay ny fisandratanao...

MP zay liana
08/11/2022

MP zay liana

08/11/2022
Mp izay liana
07/11/2022

Mp izay liana

07/11/2022

Combi
Taille s
Mini robe
Taille s
Haut
Taille s
Mp

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ray ihanbou tic posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share