SOA Beauty

SOA Beauty 💜Salon de beauté💜
🟣 Coiffure-Esthétique-Onglerie-Epilation🟣
LIEU: Tana & Mahitsy & Tsiroamandindy
CONTACT: 0345968492

🎁 PROMOTION PÂQUES🎁'Ndao hanao Manjamanja miaraka @ SOA Beauty  💜 🥰📍SOA Beauty Ambohimilemaka (Akaikn'ny Canel's ampitan...
30/03/2026

🎁 PROMOTION PÂQUES🎁
'Ndao hanao Manjamanja miaraka @ SOA Beauty 💜 🥰

📍SOA Beauty Ambohimilemaka
(Akaikn'ny Canel's ampitan'ny Ramanandraibe)
☎️0345968492

Make-Up Simple💜🥰 (Gel sourcils+Fard à Paupières+Rouge à lèvres)Maro ianareo cliente no mangataka hoe MBA te hanao Make-U...
27/03/2026

Make-Up Simple💜🥰
(Gel sourcils+Fard à Paupières+Rouge à lèvres)
Maro ianareo cliente no mangataka hoe MBA te hanao Make-Up nefa tsy te hiositra fond de teint🤔
Oui Afaka ataotsika tsotsotra ohatr'zao fotsiny anie .. Ny Maso sy ny molotra ihany no kitihana

Asiantsika PROMO Make-Up manomboka rahampitso hatr@ PAKA fa fandrio dien'zao ny fotoana🥰

Mandray Rendez-vous ATELIER MAKE-UP hatrany koa zahay

📍SOA Beauty Ambohimilemaka
📞0345968492

Vonona hanome fahafahampo anareo hatrany izahay ato @  SOA Beauty LIEU: SOA Beauty Ambohimilemaka (Akaikn'ny Canel's amp...
22/03/2026

Vonona hanome fahafahampo anareo hatrany izahay ato @ SOA Beauty

LIEU: SOA Beauty Ambohimilemaka
(Akaikn'ny Canel's ampitan'ny Ramanandraibe)
📞0345968492

💄 PROMOTION ATELIER MAKE-UP 💄Samedi, 21 Mars 2026✅Rahampitso àry ny fotoanantsika an🥰Mbola tsy tara raha Zao ianao VAO h...
20/03/2026

💄 PROMOTION ATELIER MAKE-UP 💄
Samedi, 21 Mars 2026✅
Rahampitso àry ny fotoanantsika an🥰
Mbola tsy tara raha Zao ianao VAO hisoratra anarana...
⭐Ho ampianarinay anao de A à Z ny momban'ny Maquillage
⭐Misy théorie sy Pratique (mandrampahaizanao azy mihitsy🥰)
👉Ahafahanao Manao Make-up n'y tenanao
👉Ahafahanao manomboka Manao Asa-tena (P'tit Boulot)

Lieu: SOA Beauty Anosikely
☎️0345968492

❌💄 PROMOTION ATELIER MAKE-UP💄❌💋⭐Sahirana  Maquillage ny tenanao vé ianao❓⭐Maniry hanao "P'tit Boulot" nefa tsy hita izay...
16/03/2026

❌💄 PROMOTION ATELIER MAKE-UP💄❌💋
⭐Sahirana Maquillage ny tenanao vé ianao❓
⭐Maniry hanao "P'tit Boulot" nefa tsy hita izay hanombohana❓
👉'Ndao hiaraka aminay de hatoronay anao daholo ny Secret mampivaoka tsara ny Make-Up ataonao💋🥰💄
1) Atoronay anao ny fomba hisafidianana fond de teint mifanaraka aminao
2)Atoronay anao de A à Z ny fomba fanaovana Make-Up miaraka rehetra Ilana

👉Izahay no miantoka n'y fitaovana sy ny produits rehetra ilaina mandritran'ny fampianarana
👉Omenay Polycop ianao ahafahanao mitadidy tsara n'y zavatra ampianarinay anao
👉 Cahier sy stylo ihany no entinao🙂
KOA INONA NDRAY NO MBOLA ANDRASANAO ARY FA FANDRIO DIEN'ZAO NY TOERANA Eh😊Mahay ianao VAO miala ato aminay✅

Samedi 21 Mars à 8h ou à 13h
PRIX PROMO:15000Ar✅
Lieu: SOA Beauty Anosikely Mahitsy
☎️0345968492

NB: Afaka mampanao Cours Particuliers à domicile ihany koa zahay tompoko

❌PROMOTION Spécial SAMEDI ET DIMANCHE ❌Hello les filles 💜🥰 Aza tara fa Tongava Manao Manja daholo miaraka  Promo bé 👉SOI...
06/03/2026

❌PROMOTION Spécial SAMEDI ET DIMANCHE ❌
Hello les filles 💜🥰 Aza tara fa Tongava Manao Manja daholo miaraka Promo bé

👉SOIN+BRUSHING+STEAMPOD
👉6000Ar

📍SOA Beauty Ambohimilemaka (Akaikn'ny Canel's ampitan'ny Ramanandraibe)
📞0345968492

❌ PROMOTION 8 Mars❌Aiza daholo Ary isika vehivavy rehetra eh♥️🥰Satria moa andron'ny Vehivavy ny 8 Mars dia aleo fa homen...
03/03/2026

❌ PROMOTION 8 Mars❌
Aiza daholo Ary isika vehivavy rehetra eh♥️🥰
Satria moa andron'ny Vehivavy ny 8 Mars dia aleo fa homenay fahafahampo fahamanjana mirary ianareo🥰

Ka toy IZAO Ary👇

👉Soin de visage: 5000Ar
👉 Make-Up Nude/Événementiel: 10000Ar
👉Soin+Brushing+STEAMPOD: 5000Ar à 10000Ar
👉 Soin Curly: 8000-12000Ar
👉Pose faux ongles+ Vernis permanent 10000Ar
👉Pose vernis permanent sur ongles naturels 5000Ar

📍SOA Beauty💜 Ambohimilemaka (Akaikn'ny Canel's)
📞0345968492

Hello Hello🥰💜👉SIMBA bé vé ny volonao?'Ndao hanao SOIN aty  Beauty💜👉SOIN mampaniry volo, mitsabo ny volo vakivaky, mampit...
26/02/2026

Hello Hello🥰💜
👉SIMBA bé vé ny volonao?
'Ndao hanao SOIN aty Beauty💜
👉SOIN mampaniry volo, mitsabo ny volo vakivaky, mampitsahatra ny volo miongotra, mampangirana sy manalefaka volo...

📍SOA Beauty Ambohimilemaka akaikn'ny Canel's
📞0345968492

26/02/2026

SOIN CURLY+DRESSAGE BOUCLE 💜🥰

Hello Hello💜🥰Mbola Mitohy foana ny PROMO an✨Soin+ Brushing+STEAMPOD 👉6000Ar✨Curly Hair / Finition bouclé 👉8000Ar✨ Coiffu...
19/02/2026

Hello Hello💜🥰
Mbola Mitohy foana ny PROMO an
✨Soin+ Brushing+STEAMPOD
👉6000Ar
✨Curly Hair / Finition bouclé
👉8000Ar
✨ Coiffure à domicile
👉8000Ar

Tongava maro Ary fa miandry anareo zahay e🥰
📍SOA Beauty Ambohimilemaka
Akaikn'ny Canel's
📞0345968492

💝🎁 PROMOTION ST VALENTIN 🎁💝👉Soins+Brushing+Finition Steampod ✨👉6000ArOui 6000Ar fotsiny dia vita tsara bé ny volonao🥰👉 C...
13/02/2026

💝🎁 PROMOTION ST VALENTIN 🎁💝
👉Soins+Brushing+Finition Steampod ✨
👉6000Ar
Oui 6000Ar fotsiny dia vita tsara bé ny volonao🥰
👉 Curly Hair: Soins+Dressage boucle
👉8000Ar
Raha matahotra orana ianareo de ataonay Curly Manja bé koa🥰

📍SOA Beauty Ambohimilemaka
📞0345968492
NB: AFAKA MANAO A DOMICILE ihany koa zahay an

Hello February💜😍❌PROMOTION COIFFURE ❌Hey! Ao ve nareo♥️💜Manimanitra St Valentin🥰 Satria tianay bé ianareo dia asinay PRO...
03/02/2026

Hello February💜😍
❌PROMOTION COIFFURE ❌
Hey! Ao ve nareo♥️💜

Manimanitra St Valentin🥰 Satria tianay bé ianareo dia asinay PROMO bé manomboka rahampitso hatr@ 14 février mba ho Manjamanja daholo😍

❌PRIX PROMO :Brushing + Finition Steampod
👉6000Ar - 7000Ar fotsiny😍

koa aza tara ary fa miandry anareo zahay e

Lieu: SOA Beauty Ambohimilemaka
☎️0345968492

Address

Mahitsy
Antananarivo

Telephone

+261345968492

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SOA Beauty posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share