Minah Lii

Minah Lii 🌸 Minah Lii | Accessoires Satin & Déco

📍 Ambohimanandray | 📦 Livraison disponible

📲 Commandes en MP ou au 034 98 234 46

24/08/2026

FANTATRAO VE ?
Ireo dingana mila atao alohan'ny handefasana entana any aminareo ?
Jereo hatramin'ny farany ny video ❤️😍

Montage : Heritiana Hrt

17/08/2026

Coucou daoly! 🥰

Aleo mba asiana présentation officielle en vidéo kely androany e! 😁
Ye, izay vao tena tapa-kevitra! 😂

Mba lazao eo amin'ny commentaire hoe ahoana no nahafantaranareo anay? 🩷

🎥 Vidéo & Montage : Heritiana Hrt

Mahazo retour avy aminareo foana izahay, fa ezahiko avoaka tsikelikely eto🥰.Ny mahita anareo afa-po no tena mahafaly ana...
16/08/2026

Mahazo retour avy aminareo foana izahay, fa ezahiko avoaka tsikelikely eto🥰.
Ny mahita anareo afa-po no tena mahafaly anay.
Aza misalasala mihitsy mandefa retour anaty mp fa raisinay foana. Indrindra moa fa ny fanatsarana arosonareo aminay.

Aza miala alavitra fa misy vidéo kely hivoaka tsy ho ela😁🩷

Mbola maina be foana ve ny volonao na efa manao bain d’huile matetika aza? 🥲Mety misy amin'ireto fahadisoana kely ireto ...
11/08/2026

Mbola maina be foana ve ny volonao na efa manao bain d’huile matetika aza? 🥲

Mety misy amin'ireto fahadisoana kely ireto ataonao mahatonga an'izany:

1️⃣ Mahery loatra ny shampooing ampiasainao na tsy voakobana tsara ny volo.
2️⃣ Ampy menaka ny volo fa tsy ampy rano: Ny menaka mantsy sakafo (nutrition), fa ny rano sy ny humectants (aloe vera, tantely...) no mitondra hydratation.
3️⃣ Hadino ny soin scellant: Rehefa tsy manao après-shampooing na masque dia mivoaka ho azy indray ilay hydratation efa azon’ny volo teo!
4️⃣ Tsy zakan'ny volonao ilay menaka: Mety amin'ny hafa izy fa mety tsy ho zakan’ny volonao nefa.

💡 Inona ary no vahaolana mba tsy hiverenan'izany?

• Mampiasà shampooing malefaka hatrany, ary kobano tsara ny volo.
• Aza adino mihitsy ny mampiasa après-shampooing na masque hydratant.
• Mampiasà agents humectants toy ny aloe vera (vaona), tantely, na glycérine végétale.
• Fantaro tsara ny menaka mifanaraka amin'ny type de cheveux-nao (coco, jojoba, olive, argan, ricin, amande douce…)

Misy amin'ireto fahadisoana 4 ireto ve efa nataonao koa? 🙈 Teneno ao amin’ny commentaire hoe! 👇

31/07/2026

Masque de someil😴
Prix: 10.000Ar

Ouii 🥰 , niasa moramora tao ambadika tao foana ihany izahay , na dia elaela kely ary tsy nipoitra teto😁.Mahafaly anay fo...
20/07/2026

Ouii 🥰 , niasa moramora tao ambadika tao foana ihany izahay , na dia elaela kely ary tsy nipoitra teto😁.
Mahafaly anay foana ny mahita anareo afa-po🥺🩷

Address

Ambohimanandray
Antananarivo

Telephone

+261349823446

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Minah Lii posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share