16/04/2025
Coucou les Tia Mi-Frip 🥰
Averina eto ireo mbola dispo serviette
Coton - TBE🤩
Izay mividy +3 mahazo petite serviette 1 😇
MP hatrany ny confirmation (izay mi-confirme adresse sy numéro voalohany no mahazo) 🙂
Livraison manomboka 🛵
Mandefa any hatrany 🚛
Ndao ary e🙂