31/05/2026
Arahabaina ianareo RENY MALALANAY misaotra misy ary Tahian’Andriamanitra 🎉🎉🎉
« Eny tokoa, fahasoavana sy famindrampo no hanaraka anao amin’ny andro rehetra hiainana o,
Dia hitoetra ao an-tranon’i Jehovah andro lava ianao. » Salamo 23: 6 ❤️🔥🙏🤍