BaBan 🏪Vente mode en ligne
🚴Livraison unique
📞034 59 685 08

Tsy mahagaga raha miha mangatsika  andro🌡️❄️satria efa vanim-potoana ny ririnina isika izao🌡️🌡️❄️ka na ny lehibe aza hit...
15/03/2025

Tsy mahagaga raha miha mangatsika andro🌡️❄️satria efa vanim-potoana ny ririnina isika izao🌡️🌡️❄️ka na ny lehibe aza hita miferotr'aina🥶.

Ary raha hampihaingoina sy arovana amin'ny atsika ny ZAZA ehh🥰🥰👶👶.

Ravao akanjo mafana ny HARENANAO miaraka amin'ny Joggin voakoja sy ara kalitao izay amidy am vidiny mirary dia mirary.
Taille disponible:1taona hatram 12 taona 😍😍

INONA INTSONY AZAN NO ENDRASANAO FA ALEFAO DIEN'IZAO AM HAFATRA MIAFINA NA AM WATSAPP 034 59 685 08 NY COMMENDENAO 🤗🤗♥️

Tsy mahagaga raha miha mangatsika  andro🌡️❄️satria efa vanim-potoana ny ririnina isika izao🌡️🌡️❄️ka na ny lehibe aza hit...
15/03/2025

Tsy mahagaga raha miha mangatsika andro🌡️❄️satria efa vanim-potoana ny ririnina isika izao🌡️🌡️❄️ka na ny lehibe aza hita miferotr'aina🥶.

Ka ampihaingohy sy arovy amin'ny atsika ny ZAZA ehh🥰🥰👶👶
Ampanaovy akanjo mafana ny HARENANAO miaraka amin'ny Joggin voakoja sy ara kalitao izay amidy am vidiny mirary
Taille disponible:1taona hatram 12 taona 😍😍

INONA INTSONY AZAN NO ENDRASANAO FA ALEFAO DIEN'IZAO AM HAFATRA MIAFINA NA AM WATSAPP 034 59 685 08 NY COMMENDENAO 🤗🤗♥️

Manomboka mangatsika ny andro❄️❄️🌡️Na enao lehibe aza efa maheno oe ririnina ny andro🥶Noho izany aza avela hianoka izany...
14/03/2025

Manomboka mangatsika ny andro❄️❄️🌡️
Na enao lehibe aza efa maheno oe ririnina ny andro🥶

Noho izany aza avela hianoka izany hatsika izany ny zanakao😔😔👶🙏🙏
ANEFA aza avela ho kitoatoa ny HARENANAO

Ka izany indrindra no anoloranay anao ireto Joggin ana ankizy ireto🥰♥️

Fafinareran ny maso azo
Ny zaza mafana
Ny motivation hitombo hatrany

Ka inona intsony no hisalasalana fa jifao dien'izao
Na alefao dien izao ny commande nao

MANDEFASA HAFATRA MIAFINA NA MIRESAHA MIVANTANA AMINAY AM NY 0345968508 NA WATSAPP 👶❄️❤️

Pas de blabla faaaa ❌❌❌❌❌❌❌❌Être à l'aise et sensible au touché 💪✌️t shirt street art 💯💯Cotton 💯%Model en Noir et blancT...
08/02/2025

Pas de blabla faaaa ❌❌❌❌❌❌❌❌
Être à l'aise et sensible au touché 💪✌️t shirt street art 💯💯
Cotton 💯%
Model en Noir et blanc
Taille M/L/XL
Tongava malaky mireserve ny akanjonao dien zao
📩MP malaky
WhatsApp 0345968508

Theme kristianina kely indray aloha🙏🙏Passer vos commandeT Shirt cotton  dispo en Noir et blanc
03/02/2025

Theme kristianina kely indray aloha🙏🙏
Passer vos commande
T Shirt cotton dispo en Noir et blanc

Manomboka mafana izao ny andro😎Sahirana ve ianao fa sendra ny tissu tsy vrai Cotton sy mora miroraka🥶Indro ary atolotray...
11/08/2024

Manomboka mafana izao ny andro😎
Sahirana ve ianao fa sendra ny tissu tsy vrai Cotton sy mora miroraka🥶
Indro ary atolotray anao shirt vrai Cotton matevina🙈
Prêt à porté na oe personnaliser 😍😍🥰
À partir de 25.000ar 🤜MP ny commande
Na fianakavina na fikambanana, na orinasa
Asa misalasala fa misi prix de gros ho anareo ao

Mbola mandray commande hatrany💥💥💥Fianakavina 🫂, orinasa🫂.,na ko olon'tokana Mila  T shirt 100% CottonSur commande daholo...
30/07/2024

Mbola mandray commande hatrany💥💥💥
Fianakavina 🫂, orinasa🫂.,na ko olon'tokana
Mila T shirt 100% Cotton
Sur commande daholo MP fifanarahana azany
Na antsoy aingana ny 0345968508

🥺 ensemble kimono tsara Kely🥰🥰30.000ar n'y vidiny mahazatra 😭Fa amty asin'tsika promotion 28.000ar atram alarobia ka aza...
15/04/2024

🥺 ensemble kimono tsara Kely🥰🥰
30.000ar n'y vidiny mahazatra 😭
Fa amty asin'tsika promotion 28.000ar atram alarobia ka aza tara azan🥰🥰😙

Address

Akorondrano
Antananarivo

Telephone

+261345968508

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BaBan posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share