Kiala Jejo

Kiala Jejo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kiala Jejo, Apparel & Clothing, Antananarivo.

☺️ akory aby ee🫡Ity ndray reto misy arrivage vaovao an 🥰Hampatsiahiviko foana aloha fa prix promotion foana izy ty an 🥰🤤...
08/05/2026

☺️ akory aby ee🫡

Ity ndray reto misy arrivage vaovao an 🥰

Hampatsiahiviko foana aloha fa prix promotion foana izy ty an 🥰🤤

Ka tsy ho lava resaka Ary Ah fa Zao ee😍
Le tableau ngeda mo izy izy😘

Eny e, tsy bé tatasika mo ah fa n'y sary no pofoko ho anareo😍 ka amin'ny vidiny 15.000ar ity tableau bé ty an

Maro karazana izy ty♥️ fa io aloha santionany

Tsara kokoa Raha Tonga de miantso an📞
Contact: 0341832556

Zay fa dia bonne nuit daholo 😴♥️

07/05/2026

Je suis sur la liste des interactions hebdomadaires de Lucianna Rahaja et de 4 autres personnes.

😊Salama arivariva vé ry zareo ❤️🙂ho asintsika arrivage ndray aloha an😊ity Ary ny collier cerise sy boucles d'oreilles 🍒 ...
07/05/2026

😊Salama arivariva vé ry zareo ❤️🙂

ho asintsika arrivage ndray aloha an😊

ity Ary ny collier cerise sy boucles d'oreilles 🍒 🍒 ee
inoxydable aloha izy Ty ah tsy miova mihitsy n'a Dia sendra tratrany orana aza an😍😍

hafa foana nefa reto n'y roa noho n'y Ray an fa anareo ihany Safidy nefa an

izy roa reto Ary no 15.000ar ee prix promotions bé ne hoa ee🤤🤤 ka aza tara Ary

Tsara kokoa Raha Tonga dia mantso an📞📞
Contact: 0341832556

bisous aby ❤️😘

karakory arivariva tsika rehetra ato☺️😌Efa hafabizana vé sa mbl tohizana katraminy rahalina le harerahana nandritra Zay ...
03/05/2026

karakory arivariva tsika rehetra ato☺️😌

Efa hafabizana vé sa mbl tohizana katraminy rahalina le harerahana nandritra Zay herinandro Zay☺️🤗

fa eny e, atomboko amin'ity reto le nouvelle arrivage tsika 😍 tsy vitany nouvelle arrivage izy Ty fa Sady prix promotion foana hoa an🤗😚

ka lava resaka bé ah, fa Zao Ary e mini tableau izy Ty 😍 manja Kely 🤤 misy sary maro karazany fa reto aloha voa tondrako eto

mini tableau 7.000ar n'y iray Dia raha maka mini tableau telo ianareo Dia 20.000ar monja fotsiny 😍😚

prix promotion hoa an 🤗

Zay ry zareo fa bisous bé an 😚❤️

😊akory aby ee❤️ho alefako tsirairay eto daholo mombamomba le nouvelle arrivage omaly reny😊😊fa androany maraina aloha hak...
03/05/2026

😊akory aby ee❤️

ho alefako tsirairay eto daholo mombamomba le nouvelle arrivage omaly reny😊😊

fa androany maraina aloha hakaina Kely fotsiny ❤️😚

Bonne journée daholo Ary 😘😏

coucou aby anareo😊😌rariva à 18h live tsika an😚ka aza tara Ary ☺️ bonne journée daholo
02/05/2026

coucou aby anareo😊😌

rariva à 18h live tsika an😚

ka aza tara Ary ☺️ bonne journée daholo

😊coucou indray ry zareo ah😚elaela Zay tsy nisy nouvelle arrivage tato amin'ny page😞ka androany Ary izy ho asintsika maro...
28/04/2026

😊coucou indray ry zareo ah😚

elaela Zay tsy nisy nouvelle arrivage tato amin'ny page😞

ka androany Ary izy ho asintsika maro karazana ee☺️

ka reto ry zareo ah misy short ao an, misy p**e ho an'i vehivavy an, misy jupe jean Kely ko an Dia Mbola misy maro karazana f Zay aloha tadidiko ee

ho itanareo ao amin'ny sary ihany mo fa Mbola ho azavaiko en détail mombany reo tsirairsay an

Zay Ary ry zareo fa bisous bé daholo an😚😚

19/04/2026

Clarah Fripe

Arabaina daholo aloha isika rehetra mahatratra fety p***a tsika e💟💟joyeuses Pâques daholo Dia manaova fety sambatra ❤️😇
05/04/2026

Arabaina daholo aloha isika rehetra mahatratra fety p***a tsika e💟💟

joyeuses Pâques daholo Dia manaova fety sambatra ❤️😇

coucou daholo 😊elaela Kely tsy nisy arrivage vaovao fa nandalo tsy fahasalamana Kely ity zokiko Harena Fitia ity😢 fa Efa...
02/04/2026

coucou daholo 😊

elaela Kely tsy nisy arrivage vaovao fa nandalo tsy fahasalamana Kely ity zokiko Harena Fitia ity😢

fa Efa Salama izy Zao Dia hahita arrivage vaovao bé isika rapitso 😊😍

bisous bé Ary ee😘 Dia mahandrasa Kely an

02/04/2026

Je fais partie du top 21 % des fans de Jo coeur. J’ai gagné 120 points sur sa liste des interactions hebdomadaires la semaine dernière.

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kiala Jejo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share