Mihary Mbola

Mihary Mbola Tongasoa o πŸ™‚ ity pejy ity dia nataontsika:

πŸ‘‰ Hivarotana
πŸ‘‰ Hifampizarana
πŸ‘‰ Hifanampiana

Mirary soa hatrany Γ΄

15/06/2026

Hiarahabana antsika rehetra amin'ity herinandro vaovao ity

Samia ho tahin'ny Tompo

Fikiro aho fa tsy mahafikitra AnaoAzomy aho fa mahatazona AnaoFa raha ny foko sy ny saiko, ny hakelin'ny herin'ny aiko, ...
20/05/2026

Fikiro aho fa tsy mahafikitra Anao
Azomy aho fa mahatazona Anao
Fa raha ny foko sy ny saiko, ny hakelin'ny herin'ny aiko, tsy ho vitako
Tanterao amiko ny teniNao
Hazavao ilay jiro anatiko ao
Fa zanakao ary adidinao
Tiana fa asan'ny tanaNao
Fikiro aho Ray

Bonne semaine ohhh πŸ₯°Ho eo ambany fitahiaNy hatrany isika rehetra
11/05/2026

Bonne semaine ohhh πŸ₯°
Ho eo ambany fitahiaNy hatrany isika rehetra

Herinandro vaovaoVolana vaovaoFahasoavana mihavao isan'androHo tsara ny herinandro hodiavintsika 😘
04/05/2026

Herinandro vaovao
Volana vaovao
Fahasoavana mihavao isan'andro

Ho tsara ny herinandro hodiavintsika 😘

Once upon a time πŸ₯°Bonne journΓ©e daholo o πŸ₯°πŸ₯°
30/04/2026

Once upon a time πŸ₯°

Bonne journΓ©e daholo o πŸ₯°πŸ₯°

13/04/2026

Mirary herinandro feno fitahiana ho antsika rehetra.

Bisous be daholo 😘

Mirary herinandro sambatra ho antsika rehetra,  😘😘😘
16/03/2026

Mirary herinandro sambatra ho antsika rehetra, 😘😘😘

Tanterao amiko ny teniNaoHazavao ilay jiro anatiko aoFa zanakao ary adidinaoTiana fa asan'ny tanaNaoFikiro aho RayBonne ...
17/02/2026

Tanterao amiko ny teniNao
Hazavao ilay jiro anatiko ao
Fa zanakao ary adidinao
Tiana fa asan'ny tanaNao
Fikiro aho Ray

Bonne semaine daholo πŸ₯°

β€Ό Namako oooo β€ΌAndao hiaraka hidera aminay amin'ny Alahady izao miaraka amin'ny Groupe  Rojo Ny Avo eny amin'ny FJKM AMB...
09/02/2026

β€Ό Namako oooo β€Ό
Andao hiaraka hidera aminay amin'ny Alahady izao miaraka amin'ny Groupe Rojo Ny Avo eny amin'ny FJKM AMBOHIMANOA ALASORA

Tena minoa ahy hianareo fa tsy ho toy ny nidiranareo tao no hivoahanareo fa ho feno aim-panahy hianareo.

Dia tongava maro ry zareo ahn

#10.000ar ny invitation (midira aimpééé πŸ˜‚πŸ₯°)

Bisous Bisous jiaby dia amin'ny alahady izany 😘😘😘

Address

Alasora
Antananarivo
101ANTANANARIVO

Telephone

+261349467382

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mihary Mbola posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share