Milay be daholo

Milay be daholo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Milay be daholo, Apparel & Clothing, Antananarivo.

Bonjour, encore des mahafatifaty chez nousSet de pinces enfants de 14 piècesPrix : 13.000ar/1          30.000ar les troi...
29/03/2022

Bonjour, encore des mahafatifaty chez nous

Set de pinces enfants de 14 pièces

Prix : 13.000ar/1
30.000ar les trois

Prix de gros possible (sur commande).
Mp ou 033 31 837 91

Salàma daholo oooNohon'ny tsy fahasalamàna tampoka dia tsy afaka nandray anareo mihitsy izahay tato amin'ny page fa noho...
20/02/2022

Salàma daholo ooo
Nohon'ny tsy fahasalamàna tampoka dia tsy afaka nandray anareo mihitsy izahay tato amin'ny page fa nohon'ny fahasoavan'Andriamanitra dia indro mbola izao faly mitafa aminareo izao indray, ho anao izay te hanao commande dia efa afaka mandray izahay ,mankasitraka ooo.

18/01/2022

À bientôt 🥰 🅝🅞🅤🅥🅔🅐🅤🅣🅔

18/01/2022

Miarahaba antsika ato amin'ny page Milay be daholo nahatratra ny taona vaovao 2022, ho taona hahatanteraka ny tanjontsika rehetra anie ity taona ity.
Mankasitraka ooo

Arrivage chanel🥰🥰🥰
04/12/2021

Arrivage chanel🥰🥰🥰

Nos arrivages serviettes 🥰🥰🥰🥰En promotion jusqu'au fin du mois de novembre ♥️♥️♥️♥️Mividy 2 dia mahazo iray kadoany 🥰😁😁😁
28/10/2021

Nos arrivages serviettes 🥰🥰🥰🥰
En promotion jusqu'au fin du mois de novembre ♥️♥️♥️♥️
Mividy 2 dia mahazo iray kadoany 🥰😁😁😁

Ho an'izay hanao voyage oooSac de voyage porte passeport, porte feuille, porte carte visa ,... En promotion 😲 ry zareo a...
27/10/2021

Ho an'izay hanao voyage ooo
Sac de voyage porte passeport, porte feuille, porte carte visa ,...

En promotion 😲 ry zareo an , profiter-o fa mbola tsy publié akory ireto dia efa nisy naka 40 pièces be izao .

Mandalo reto ny mora anEfa rupture sahady ny any amin'ny grossiste dia iray avy koa sisa no misy ato, 20.000ar monja fa ...
14/10/2021

Mandalo reto ny mora an
Efa rupture sahady ny any amin'ny grossiste dia iray avy koa sisa no misy ato, 20.000ar monja fa raha maka roa kosa dia mahazo 35.000ar.

Araraoty faram-parany ooooEfa lany ny vert armé fa ny ankoatr'izay mbola be dia be mihitsy ny autres couleurs satria dia...
05/10/2021

Araraoty faram-parany oooo
Efa lany ny vert armé fa ny ankoatr'izay mbola be dia be mihitsy ny autres couleurs satria dia tena marobe ianareo mpankafy , noho izany dia nampidinina 40.000ar r'ireto fa araraoty faram-parany oa, hiakatra 50.000ar izy ity @ Lundi 13 octobre satria ho ela indray vao ho tonga ny arrivage manaraka . 🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰😍😍😍😍😍😍🧡🧡🧡🧡🧡🧡🧡🧡❤️❤️❤️❤️😘😘❤️❤️❤️❤️

Ceinture de marque en promotion 😲 😲😲😲😲Seulement à 15000ar
04/10/2021

Ceinture de marque en promotion 😲 😲😲😲😲

Seulement à 15000ar

Lot de 3 à 45000ar en promotion 😲😲😲😲Ireo ihany no couleurs tompoko.
04/10/2021

Lot de 3 à 45000ar en promotion 😲😲😲😲
Ireo ihany no couleurs tompoko.

Les plateaux en mélamines sont disponibles dès maintenant à bas prix de 30.000ar au lieu de 40.000ar en promotion 😁😁😘
04/10/2021

Les plateaux en mélamines sont disponibles dès maintenant à bas prix de 30.000ar au lieu de 40.000ar en promotion 😁😁😘

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Milay be daholo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share