My Online Page

My Online Page Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from My Online Page, Women's clothes shop, Tana, Antananarivo.

15/11/2023

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Fah Nyh, Kantoniaina Wellah, Mihary Fifaliana, Aiko Anjaraniavo, Solofoniaina Abeline, Lanto Fitia, Zo Tahiana, Maman'i Yandy

14/11/2023

Hellooo 🥰 misy manana namana ilay somary fohy nefa manjakely ireny ve nareo abonnés ato??🤦
Hatokanay ho an'izy ireo ny publication voalohany alefany eto amin'ny Hari's mode satria tinay be izy ireny❤️❤️

Noho izany dia manasa anareo izay manana namana latsaky ny 🤩1m60🥰 hi tagué azy eo amin'ny commentaire sady manasa azy hi s'abonner ny pejy😊

Hataontsika tirage en direct eto amin'ny pejy izay mi identifiez namana mihoatra ny 5 sy manasa ny namany rehetra hi abonnés/ hanisy J'aime👍 ny page , mi partager ity publication ity eo amin'ny mur en mode public🤩 mahazo cadeau iray amin'ireto manaraka ireto izay mpandray anjara voasarika🎁🎁
🌸Robe👗
🌸Colier
🌸Crédit 5000ar

‼️TSY EKENA NY COMPTE FAKE‼️

Ny fisahirana dia hatao ny alarobia 22 Novembre 2023

Alefaa Ary ooo🏆🏆🏃

Hellooooo📢Satria efa vitan'ny ekipan'nyMy Online Pageeeny fanamarihana ny fepetra rehetra notakiana tamin'ilay lalao nat...
13/11/2023

Hellooooo📢

Satria efa vitan'ny ekipan'nyMy Online Pageeeny fanamarihana ny fepetra rehetra notakiana tamin'ilay lalao nataontsika dia tsy hampiandrasina ela ianareo fa indro Ary ny valiny🥰

1Ri Thandydy
2: Lysanïah

Miarahaba azy ireo isika ary manasa anareo handefa Mp📩 mba hahafahantsika mandamina ny fotoana handraisanareo ny loka🏆🏆
Misaotra ny rehetra izay nandray anjara ihany koa, tena hitanay ny ezaka nataonareo ❤️🥰❤️ araho hatrany ny pejy fa mbola betsaka ny zavatra tinay homena anareo

Salama hariva daholo ooo🥰😘‼️GIVE AWAY‼️Ho setrin'izay ela tsy nifaneraserantsika izay d ndao ary hilalao miaraka amin'ny...
06/11/2023

Salama hariva daholo ooo🥰😘

‼️GIVE AWAY‼️

Ho setrin'izay ela tsy nifaneraserantsika izay d ndao ary hilalao miaraka amin'ny Online Page😀🤩

Ireto zavatra tsara kely ireto no cadeaux 🎀🎁

Comment participer et gagner ?

Tsotra ny fandraisana anjara :

🌸 Ataovy "j'aime" 👍ny My online Page

🌸 Zarao ity publication ity : en mode PUBLIC miaraka amin'ny soratra: GIVE AWAY "My online Page"

🌸 Tagueo ao amin'ny commentaire ireo namanao 5 tianao homena amin'ireo 🥰

Tapitra ny alatsinainy 13 Novembre amin'ny 12:00 atoandro ny lalao, ny alarobia 15 Novembre no handrasaina ny loka ho an'izay voasarika...

Nb: izay commentaire 2 be réaction indrindra no mahazo😅

Goooooo🏆

Robe maxi à manches bouffantesDisponible de suite en taille M et L seulementPrix: 50000arLivraison possible partout à Ma...
13/12/2022

Robe maxi à manches bouffantes
Disponible de suite en taille M et L seulement
Prix: 50000ar
Livraison possible partout à Madagascar
Contact : 0344316329

Hey les filles🥰 c'est bientôt Noël🎄🌸PROFITEZ DE NOS ARRIVAGES🌸Sandales talon à bout carré👠👠Pointure disponible : 36,37,3...
06/12/2022

Hey les filles🥰 c'est bientôt Noël🎄
🌸PROFITEZ DE NOS ARRIVAGES🌸

Sandales talon à bout carré👠👠
Pointure disponible : 36,37,38
Contact: 0344316329

Izay mbola tsy nahazo ary oooSac à main en cuir pu Très bonne qualitéPrix et détails sous chaque photoLivraison partout ...
23/11/2022

Izay mbola tsy nahazo ary ooo

Sac à main en cuir pu
Très bonne qualité
Prix et détails sous chaque photo
Livraison partout à Madagascar(visible à Analakely pavillon 488)
Contact: 0344316329

Sac à main très bonne qualité👜Prix et détails sous chaque photoLivraison possible ou à récupérerContactez nous en mp ou ...
12/11/2022

Sac à main très bonne qualité👜

Prix et détails sous chaque photo

Livraison possible ou à récupérer
Contactez nous en mp ou 0344316329

ARRIVAGE Sac à main en cuir Pu très classePrix et details sous chaque photoLivraison partout à MadagascarContact: 034431...
10/11/2022

ARRIVAGE Sac à main en cuir Pu très classe

Prix et details sous chaque photo
Livraison partout à Madagascar
Contact: 0344316329

Address

Tana
Antananarivo
101

Telephone

+261344316329

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when My Online Page posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share