DL Store

DL Store Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from DL Store, Clothing (Brand), Antananarivo.

🎆BONNE ANNEE 2021🎆Efa misy indray izao ireo karazana poudre indienne ato aminay.🌱Poudre Brahmi 🌱Poudre Amlà 🌱Poudre Arit...
04/01/2021

🎆BONNE ANNEE 2021🎆
Efa misy indray izao ireo karazana poudre indienne ato aminay.
🌱Poudre Brahmi
🌱Poudre Amlà
🌱Poudre Aritha
🌱Poudre Shikakai
🌱Poudre Hibiscus
PRIX: 5000Ar sy 12000Ar(Poudre 3 melange)
Livraison: Fianaratsoa/Province 🚚
Mp pour plus d'info

😱MORA BE NEFA NATORALY AVOKOA😱👉Masque ho an'ny volo👈  🌱Poudre fenugrec : 5000Ar 👉Menaka ho an'ny volo👈  🌱Huile d'Amla:30...
11/11/2020

😱MORA BE NEFA NATORALY AVOKOA😱
👉Masque ho an'ny volo👈
🌱Poudre fenugrec : 5000Ar
👉Menaka ho an'ny volo👈
🌱Huile d'Amla:3000Ar/ 2500Ar(plus de 2
Mandefa manerana ny Nosy.
Condition de livraison: 2000Ar

💥NOUVELLE ARRIVAGE 💥 Efa ho avy izao ny halloween ann,, mety tsara  ireto loko mazava alina ireto🎃🎃👻👻Izahay dia mivarotr...
22/10/2020

💥NOUVELLE ARRIVAGE 💥
Efa ho avy izao ny halloween ann,, mety tsara ireto loko mazava alina ireto🎃🎃👻👻
Izahay dia mivarotra Poudre Fluorescent azo atao @ loko mena, azo atao @ vernis, azo atao maquillage, sns
👉Prix: 5000Ar ny coleur 1
👉Mandefa manerana ny Nosy.

💥ARRIVAGE VAOVAO OO💥Karazana Argile entina hitsaboana ny tarehy(tache mony, panda,sns...), hanenana kibo sy vatana, hits...
15/10/2020

💥ARRIVAGE VAOVAO OO💥
Karazana Argile entina hitsaboana ny tarehy(tache mony, panda,sns...), hanenana kibo sy vatana, hitsaboana volo, ary anasitranana ny aretina aty,sns...(Azo hoanina)
🌱Argile Verte
🌱Argile Rouge
🌱Argile Blanche
🌱Argile Jaune
🌱Argile Rose
🌱Argile Gris
Prix: 4000Ar ny 50gramme (mandatsaka prix kely ho an'izay maka betsaka)
Mandefa manerana ny Nosy.
Mp ny fomba fampiasana azy sns😊

💥POUDRE  FENUGREC💥     👉100% Naoraly👈🍁Manalava volo🍁Manatevina volo🍁Mitsabo ny volo vakivaky.⭐Azo hikarakarana tarehy sy...
20/09/2020

💥POUDRE FENUGREC💥
👉100% Naoraly👈
🍁Manalava volo
🍁Manatevina volo
🍁Mitsabo ny volo vakivaky.
⭐Azo hikarakarana tarehy sy azo hoanina koa izy.(Maha ngeza sy mampatanjaka)
Prix: 5000Ar

💥GRAIN DE LIN💥🍀Maha curly volo(frisé)🍀Manala angadrano🍀Manatsara ny fitombon'ny volo🍀Mitsabo volo vakivaky, sns...🌻Azo a...
03/09/2020

💥GRAIN DE LIN💥
🍀Maha curly volo(frisé)
🍀Manala angadrano
🍀Manatsara ny fitombon'ny volo
🍀Mitsabo volo vakivaky, sns...
🌻Azo atao @ tarehy ihany koa.
Prix: 2000Ar

29/08/2020

😱MORA BE NEFA NATORALY AVOKOA😱
👉Masque ho an'ny volo👈
🌱Poudre indienne : 5000Ar sy 12000Ar
🌱Poudre fenugrec : 5000Ar
👉Menaka ho an'ny volo👈
🌱Huile d'Amla:3000Ar/ 2500Ar(plus de 2)
🌱Huile de ricin: 2000Ar
👉Natao hanenana vatana👈
🌱Grain de chia : 4000Ar
Mandefa manerana ny Nosy.
Condition de livraison: 2000Ar

💥ARRIVAGE VAOVAO INDRAY💥  💥ARARAOTY FA EFA NATAO MORA BE💥Izy ireto dia atao amin'ny volo avokoa. Ary manampy anao amin'n...
14/08/2020

💥ARRIVAGE VAOVAO INDRAY💥 💥ARARAOTY FA EFA NATAO MORA BE💥
Izy ireto dia atao amin'ny volo avokoa. Ary manampy anao amin'ny:
🍀Fanalavana volo haingana.
🍀Fanatevenana volo.
🍀Fitsaboana ny volo vakivaky sy
miongotra.
🍀Manala angadrano.
🍀Mampangirana volo, sns... Mety amin'ny karazam-bolo rehetra.
👉Poudre indienne:-5000Ar sy 12000Ar
👉Poudre fenugrec: 2000Ar ka hatramin'ny 5000Ar
👉Huil de ricin pure: 2000Ar
👉Huil d'Amlà: 2500Ar
Mp ho an'izay liana.

💥STOCK LIMITÉ💥 🌱Grain de lin : 2000Ar 🌱Poudre indienne(pour cheveux) : - 5000Ar                                         ...
08/08/2020

💥STOCK LIMITÉ💥
🌱Grain de lin : 2000Ar
🌱Poudre indienne(pour cheveux) : - 5000Ar
- 12000Ar
🌱Grain de chia: 4000Ar

💥GRAIN DE CHIA💥           👏ARARAOTY FA MORA BE O👏                        "STOCK LIMITÉ"👉Mandoro tavy sy mampihena kibo. ...
06/08/2020

💥GRAIN DE CHIA💥
👏ARARAOTY FA MORA BE O👏
"STOCK LIMITÉ"
👉Mandoro tavy sy mampihena kibo. (Manary 6kg en 2semaine )
👉Mandanjalanja ny tahan'ny siramamy amin'ny vatana.
👉Manatsara ny fahasalaman'ny fo.
👉Maro be ny tombotsoa aram-pahasalamana hoentiny fa alefanay eo amin'ny commentaire daholy izany.
Prix: 4000ar ny 20g
Livraison à Fianar / Mandefa amin'ny faritra.
Frais de livraison: 2000ar
Mp pour plus d'information.

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DL Store posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share