DEAL ZONE MDG

DEAL ZONE MDG Vendeur en ligne de tout article au quotidien

Miarahaba ny 🇲🇬🇲🇬 Malagasy🇲🇬🇲🇬 rehetra ooo 🥳🥳🥳WEEK END GÉNÉREUX miaraka amin'ny Mi'akanjo GASY 🎊🎊💥T-shirt Malagasy tsara...
05/11/2021

Miarahaba ny 🇲🇬🇲🇬 Malagasy🇲🇬🇲🇬 rehetra ooo 🥳🥳🥳
WEEK END GÉNÉREUX miaraka amin'ny Mi'akanjo GASY 🎊🎊💥
T-shirt Malagasy tsara tarehy 👕👕👕 miisa 10 no halefa amin'ny vidiny 18.000ar fotsiny raha toa ka 20.000ar/22.000ar izany.
Araraoty ary fa tolotra manankery amin'izao faran'ny herinandro izao ihany io an 😍😍😍
Misy taille S-M-L ireo aaan.
MP na miantso ny laharana 034 17 153 55 - 032 86 465 02

GASIKARA MAMIKO ❤️❤️❤️🇲🇬Tsara e? 😍😍😍Ndao vidiana dia hanaovana e 😁😁😁
04/11/2021

GASIKARA MAMIKO ❤️❤️❤️🇲🇬
Tsara e? 😍😍😍
Ndao vidiana dia hanaovana e 😁😁😁

T-SHIRT BAOBAB 🔥🔥🔥SORATRA/SARY MIVAINGANA 🎯🎯🎯QUALITÉ ✅✅✅100% COTON ❤️❤️❤️
04/11/2021

T-SHIRT BAOBAB 🔥🔥🔥
SORATRA/SARY MIVAINGANA 🎯🎯🎯
QUALITÉ ✅✅✅
100% COTON ❤️❤️❤️

Bonsoir daholo ô ☺️☺️☺️Ireto ary ny etana efa vonona ato ho an'izay hanjifa ooo.Qualité tsy miova ✅✅✅100% coton 🔥🔥🔥Matev...
04/11/2021

Bonsoir daholo ô ☺️☺️☺️
Ireto ary ny etana efa vonona ato ho an'izay hanjifa ooo.
Qualité tsy miova ✅✅✅
100% coton 🔥🔥🔥
Matevina tsara🎯🎯🎯
Misy prix détaillant
Misy prix de gros ho an'izay te hivarotra ☺️☺️☺️
Livraison gratuite raha centre ville 😍😍😍
Contact rapide: 034 17 153 55- 034 49 172 96

Salama daholo ô 😊😊Mi'akanjo GASY dia pejy iray ahitantsika akanjo "T-SHIRT" maro karazana izay mivohy ny maha malaGASY i...
03/11/2021

Salama daholo ô 😊😊
Mi'akanjo GASY dia pejy iray ahitantsika akanjo "T-SHIRT" maro karazana izay mivohy ny maha malaGASY izay miavaka amin'ny fanehoana ny maha kanto ny nosintsika. Aseho amin'ireo sarisary isankarazany mahafinaritra be izany hatsaran'ny Madagasikara izany 🇲🇬🇲🇬🇲🇬,ka ireto misy marika azontsika hisafidianana:

- MAKI MADAGASCAR 🐵
- BAOBAB 🌳🌴🌴
- ZEBU 🐃🐃
- TORTUE 🐢🐢🐢
- GASIKARA NOSY MAMIKO 🇲🇬🇲🇬❤️
-sns
Inona mampiavaka ny T-shirt vidiana ato amin'ny Mi'akanjo GASY?
>> tissus 100% COTON ✅✅✅
>> Matevina tsara ny lamba (167g)
>> Misy Sary/soratra mivohitra tsy miala na misasa ary
>> Akanjo vaovao mifono anaty sachet mafinaritra kely ❤️❤️❤️
>> Tena mety raha toa ka hatao fanomezana (cadeau)- uniforme (famille, amis, particuliers...)
>> Mihaja tsara ary manandratra ny maha malaGASY 🔥🔥🔥

Aza misalasala ary fa vonona izahay hanome fahafahampo ho anareo.
Azo hifampiresahana tsara ny tompon'andraikitra raha toa ka misy fanontaniana manitikitika anao.

TAILLE DISPONIBLE :
∆ S - M
∆ L- XL (sur commande)
∆ special enfants (2-4-6-8-10 ans)
∆ special ensemble ( 2-4-6 ans) t-shirt+short 😍😍
NB: 🎯possibilité de livraison✅✅✅
🎯 Mandefa any amin'ny Faritra 🔥🔥🔥

Contact: +261 34 17 153 55/+261 32 86 465 02

Address

AMBOHIMANARINA
Antananarivo

Telephone

+261341715355

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DEAL ZONE MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to DEAL ZONE MDG:

Share