Reko Collection

Reko Collection Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Reko Collection, Clothing (Brand), II K 13 Antaninandro, Antananarivo.

20/08/2026

HEY ! 📣
Ankafizo ny fiainana 😉🤙

Efa niverina amin'izay ireto bracelet antsika ireto ah ! 😍

🎨 Noir / Gris
🌟 Vidiny : 5 000 Ariary
📍 QG Reko Antaninandro na Livraison 📦

Inona moa ilay loko tianao : noir sa gris ? Sa izy roa mihitsy ? 🤪

🌟 MIVELOMA INDRAY 🌟Tsy mpanara-maso fotsiny ianao, fa mpitondra hazavana ihany koa ❤️Ity vokatra iray ity dia fampatsiah...
18/08/2026

🌟 MIVELOMA INDRAY 🌟

Tsy mpanara-maso fotsiny ianao, fa mpitondra hazavana ihany koa ❤️

Ity vokatra iray ity dia fampatsiahivana fa isika tsirairay dia afaka mitondra fanantenana ho an'ny manodidina antsika, afaka mankahery ireo kivy sy mampahatsiahy azy fa mbola misy ny hazavana, mbola misy ny aina, ary ahasahiantsika miteny aminy hoe : « Miveloma indray. »

Efa disponible amin'izay ary ito Tshirt ito, ka ampitao miaraka aminy ilay hazavana ao anatinao ✨

👕 Modèle : Miveloma indray
🎨 Couleurs : Noir / Blanc
🌟 Vidiny : 45 000 Ar
👉 Taille : XS, S, M, L, XL, XXL
📩 Commande : MP
📍 QG Antaninandro na livraison 📦

Iza avy moa ilay efa miandry T-shirt vaovao ? 👀👕Betsaka ianareo no nangataka, ka andao ary hamoaka modèle hafa indray is...
14/08/2026

Iza avy moa ilay efa miandry T-shirt vaovao ? 👀👕

Betsaka ianareo no nangataka, ka andao ary hamoaka modèle hafa indray isika ! 😍🎁

Mety ho ohatran'ny ahoana re izy ity e ? 👀

Amin'ny Talata ho avy izao ary ny fotoana 😉✨

Ary isika ato ve efa Paré ho amin'ny Palais ? 🤩👕Izahay koa ato efa manomana sahady a ! 😉Inona daholo ary ilay T-shirt ti...
12/08/2026

Ary isika ato ve efa Paré ho amin'ny Palais ? 🤩👕

Izahay koa ato efa manomana sahady a ! 😉
Inona daholo ary ilay T-shirt tianareo ho hita amin'ny 20 Septembre ? 🥳

Asio réaction sy commentaires ary ny sary e ! ✅ Ho hitantsika eo ilay tena tianareo 😍

Mankasitraka Antsirabe 🥳❤️Mahafinaritra be ianareo miaraka amin'ny T-shirt sy goodies Reko Collection 😍Enga anie mba tsy...
07/08/2026

Mankasitraka Antsirabe 🥳❤️

Mahafinaritra be ianareo miaraka amin'ny T-shirt sy goodies Reko Collection 😍
Enga anie mba tsy ho fitafy fotsiny ihany fa ho soatoavina tena hiainana sy hozaraina isan'andro 😉

Ho anareo tsy nahatratra kosa dia afaka manao commande eto amin'ny page fa mandefa colis any izahay 🥰🚚

Alefaso ao amin'ny commentaires daholo ny sary miaraka amin'ny T-shirt sy goodies 📸

📸 : Two lights studio ✨

02/08/2026

Rahatoandro ny fotoanantsika eto Antsirabe a !😍

Nentinay ato daholo ny T-shirt sy goodies tena ankafizinareo 🥳

Any mihaona e !🤗

⚠️ INFORMATION IMPORTANTE ⚠️Tsy hisokatra izahay ny Zoma 31 Jolay sy ny Alatsinainy 03 Aogositra ho avy izao 🚫Aorian'iza...
29/07/2026

⚠️ INFORMATION IMPORTANTE ⚠️

Tsy hisokatra izahay ny Zoma 31 Jolay sy ny Alatsinainy 03 Aogositra ho avy izao 🚫

Aorian'izay kosa dia miverina ny fandraisana commande sy ny récupération ary ny livraison 😉✨

Mankasitraka hatrany 🤗

29/07/2026

Aiza daholo ireo mpankafy Reko Band any Antsirabe? 😍

Ho avy ao amin'ny AROTEL ihany koa ny vokatra Reko Collection amin'ny zoma 31 Jolay izao, miaraka amin'ny T-shirt, albums sy goodies maro be !🥳

Inona moa ilay modèle T-shirt tena andrasanareo ? 🫣

🏁 Fin des candidatures 🏁Un grand merci à toutes et à tous pour votre intérêt et vos nombreuses candidatures pour notre p...
28/07/2026

🏁 Fin des candidatures 🏁
Un grand merci à toutes et à tous pour votre intérêt et vos nombreuses candidatures pour notre poste de stagiaire responsable Merch ! 🤗

⏳ Place à la lecture de vos CV, notre équipe vous recontactera très prochainement pour la suite du processus 😉

24/07/2026

Allez, on va être généreux aujourd'hui ! 😍🎁

Les 3 premiers qui arriveront à pauser au bon moment auront un pendentif Reko gratuit 🥳

GOOO ! 🏁

Address

II K 13 Antaninandro
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:30 - 18:00
Tuesday 08:30 - 18:00
Wednesday 08:30 - 18:00
Thursday 08:30 - 18:00
Friday 08:30 - 18:00

Telephone

+261385123650

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Reko Collection posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share