Ando Elia Frip

Ando Elia Frip Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ando Elia Frip, Clothing Store, ISOTRY, Antananarivo.

Ho fanohanana ny asantsika , dia mangataka réaction amintsika ity sary ity 🥰 , tsindriana aloha ny sary vao asiana j'aim...
25/01/2025

Ho fanohanana ny asantsika , dia mangataka réaction amintsika ity sary ity 🥰 , tsindriana aloha ny sary vao asiana j'aime 🥰
Mankasitraka amin'ny fiaraha miasa 🥰

Jerevo koa ity Lohan'entana be ity Pantalon cargo 1er choix 💓 tena manja e 💓 Vetivety dia miodina vola amnio fa tsy mety...
12/10/2024

Jerevo koa ity Lohan'entana be ity
Pantalon cargo 1er choix 💓 tena manja e 💓
Vetivety dia miodina vola amnio fa tsy mety lany lamaody ny pantalon Cargo ry reto ah
038 53 985 17

Aona nareo amin'ity Drap & Couvre lit 1er choix ity Tena madio volo be no 2-3 places daholo betsaka anatinio 038 53 985 ...
12/10/2024

Aona nareo amin'ity Drap & Couvre lit 1er choix ity
Tena madio volo be no 2-3 places daholo betsaka anatinio
038 53 985 17
Alefaso commande nareo ary

08/10/2024

Miala tsiny indrindra fa tena tsy stable ilay connexio. Dia tapaka fona ilay live.
Ho anareo izay nanontany teo dia midira mp fa tazomina ny prix live . Androany ihany ity.

Haut stylé 350.000 ar
Drap couvre lit 380.000 ar (1er)
Drap couvre lit 330.000 ar (2eme)
Pyjama coton 320.000 ar
Baby light 580.000 ar
Pantalon cargo 600.000 ar
Rideau luxe 380.000 ar
Soutien 500.000 ar

SHORT MIXTE ♥️🎉 45 kg be izao nefa amin'ny vidiny tena mirary Alefaso maraina commande ary sao tara fiara nareo any amin...
05/10/2024

SHORT MIXTE ♥️🎉
45 kg be izao nefa amin'ny vidiny tena mirary
Alefaso maraina commande ary sao tara fiara nareo any amin'ny faritra ah 😘
038 53 985 17

Aona nareo amin'ity Pantalon Cargo manja be ity 🥰 1er choix io ah Ny vidiny tena atao mirary , sahazan'ny qualité any ts...
05/10/2024

Aona nareo amin'ity Pantalon Cargo manja be ity 🥰 1er choix io ah
Ny vidiny tena atao mirary , sahazan'ny qualité any tsara 🥰
038 53 985 17
Ambodin'isotry

DRAP & COUVRE LIT 1ER CHOIX Tena oe tsara be madio volo ♥️ mbola azo atao tsara , qualité tsy lazaina intsony 038 53 985...
05/10/2024

DRAP & COUVRE LIT 1ER CHOIX
Tena oe tsara be madio volo ♥️ mbola azo atao tsara , qualité tsy lazaina intsony
038 53 985 17
Ambodin'isotry

Ela ela isika tsy niona tamin'ny Live e ? Sa aona ozy nareo🥰? Rehefa aveo amin'ny 12 ora sy sasany ary , asiantsika live...
04/10/2024

Ela ela isika tsy niona tamin'ny Live e ? Sa aona ozy nareo🥰?
Rehefa aveo amin'ny 12 ora sy sasany ary , asiantsika live arrivage mbola manitra be 🥰
Antsoy daholo namana sao dia tsy hahazo eo indray 🥰♥️

❗❗ Ela ela isika tsy nisy arrivage, tonga izy ireto sady tena mbola manitra be daholo , madio volo tsara ❗❗ Araraoty ary...
03/10/2024

❗❗ Ela ela isika tsy nisy arrivage, tonga izy ireto sady tena mbola manitra be daholo , madio volo tsara ❗❗
Araraoty ary fa mandalo ihany ny tsara sady amin'ny vidiny mirary hatrany
Toerana : Ambodin'isotry
Tél : 038 53 985 17

Lohan'entana promotion be 🥰Androany ihany ny promotion COMBI MIXTE ❤️1er choix45 kg038 53 985 17 Ambodin'isotry
25/09/2024

Lohan'entana promotion be 🥰
Androany ihany ny promotion
COMBI MIXTE ❤️
1er choix
45 kg

038 53 985 17
Ambodin'isotry

Promotion androany ihany ity Body T-shirt 1er choix 380.000 ar monja45 kg 200 pieces any 038 53 985 17 Ambodin'isotry
25/09/2024

Promotion androany ihany ity
Body T-shirt 1er choix
380.000 ar monja
45 kg
200 pieces any

038 53 985 17
Ambodin'isotry

Rehefa aveo amin'ny 12h30 indray ary fotoana antsika ♥️ Atao Déstockage indray ny entana ato mialohan'ny hatongavan'ny a...
20/09/2024

Rehefa aveo amin'ny 12h30 indray ary fotoana antsika ♥️
Atao Déstockage indray ny entana ato mialohan'ny hatongavan'ny arrivage ♥️
Omano crédit fa sao tsy mahazo prix cadeaux eo 🥰
038 53 985 17 / 032 54 443 46 marihiko fa ireo ihany numéro miasa ato amin'ny Ando Elia Frip

Address

ISOTRY
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ando Elia Frip posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category