Tendancy Fashion

Tendancy Fashion Shopping et Vente en ligne

06/12/2025

Ireto koa misy rouge lay eeee!
Ataovy ny JP aingana.
aza tara.

06/12/2025

Oo lay eee! tsara loatra oa!
Dispo daholo ireo fa aza tara manao JP.
Teto daholo n'y olona no naka an!
Alefaaa..

22/11/2025

Ao daholo vé oooo❤️🙂🙂cucuuu daholo🥰🥰andao dray tsika Ary anao live , ndao hividy robe mora be❤️🩷❤️❤️ partageo partageo💕💕💕💕

19/11/2025

Cucu les filles ❤️🩷
Somary tsy hita ela Kely teto 🥺🥺aza mataotra fa ho AVY masiaka ntsika🥰🥰🥰miaraka @ arrivage boumboum beee💣💣💣💣Sady andao tsika MBA hilalao marina🥰🥰 rapitso no atao lalao.🥰😘 Aza misy miala an🩷❤️🩷❤️🩷❤️

Kuku les filles 🥰🥰🥰Mbola misy hatrany lay chemise an🥰❤️Sady EFA natao mora bé ry reto an❤️🥰Tena moraPRIX: 4000ar ,,DAHOL...
18/10/2025

Kuku les filles 🥰🥰🥰
Mbola misy hatrany lay chemise an🥰❤️Sady EFA natao mora bé ry reto an❤️🥰
Tena mora
PRIX: 4000ar ,,DAHOLO
Afaka manontany tsika fa EFA tena atao promo promo fa maika amoka n'y arrivage manaraka❤️😛💕😘

15/10/2025

Ao daholo vé tsika oo🥰❤️🥰❤️live solde bé ❤️🥰❤️BIG PROMOOOO😱😱😱4000ar daholo ❤️ Live dans 5min

14/10/2025

Ao daholo vé oh🥰❤️🥰 salama daholo❤️🥰🥰
Ao aloha samy MBA miteny n'y vaovao any aminy any ntsika e🤣🫣🤣🫣

10/10/2025

❤️🥰les filles,, 🙂🥰 MBA ampatsiahy antsika fotsiny fa Mbola misy chemise mora be ato aminay❤️🥰😄😭

Oooouuuueee❤️🥰❤️🥰❤️Mora Bé😛😛 tout à 8000ar🥰❤️🥰oui 8000ar oa❤️🥰Jereo ry reto Zay Méty, dia apetrao fanontanina 😅👇👇👇👇samy ...
09/10/2025

Oooouuuueee❤️🥰❤️🥰❤️Mora Bé😛😛 tout à 8000ar🥰❤️🥰oui 8000ar oa❤️🥰
Jereo ry reto Zay Méty, dia apetrao fanontanina 😅👇👇👇👇samy mijery

09/10/2025

Les fille anomboka amin'zay n'y Live tsika🥰🥰❤️ aza misalasala mametraka fontaniana ,++++partage max les filles ❤️🥰❤️🥰❤️

Coucou les filles 🙂🙂 Elaela Kely n'y tendacy Fashion tsy hitantsika fa nanomana Zavatra milay bé ho antsika 😛😁🙂😉ka hanom...
08/10/2025

Coucou les filles 🙂🙂
Elaela Kely n'y tendacy Fashion tsy hitantsika fa nanomana Zavatra milay bé ho antsika 😛😁🙂😉ka hanomboatsika azy de misy LIVE MORA BE RAPITSO 🌞🌞🌞 PAS PLUS 10K 🥳🥳Averiko dray an😉 pas plus 10k😱😱😱😱

Address

Itaosy
Antananarivo
102

Telephone

+261386087760

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tendancy Fashion posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share