Dyane mod'Elle

Dyane mod'Elle Vente accessoires pour femmes(habillements(confection,friperie, importer,),sacs, chaussures,etc...
''tsindrio ny 👉suivre,na abonner👈''

10/05/2025

Mbola ao daholo ve nareo?🥰☺️asio présence Kely oe jerena☺️izay manao cc ao@coms de mahazo crédit ☺️

19/04/2025

Une de mes publications a obtenu 100 réactions et commentaires la semaine dernière. Merci à tout le monde pour votre soutien ! 🎉

15/04/2025

Live capuches pas plus de 15000ar, taille S, M, L, XL,XXL

Ataontsika rariva  ilay fisarihana an!!! Alefaso haingana ary fa mbola tsy tara  saody mba ianao no tsara vintana ahazo ...
13/04/2025

Ataontsika rariva ilay fisarihana an!!! Alefaso haingana ary fa mbola tsy tara saody mba ianao no tsara vintana ahazo ilay surprise ☺️✨
❌ Antsoy ny namana 10 ao@commentaire
❌ Partageo varotra misy anao ilay publication ao ambany ao
❌Ary aza adino ny mi_suivre ny page
''zay ary fa rariva zany🥰🥰🥰dia bon dimanche daholo aki a!"😘😘

Tsara hariva e!!!!👋.    Mbola ato daholo ve ianareo mpanaraka ny pejy ô?🤭 Andao asiana lalao kely ndray aloha ary e! Toy...
10/04/2025

Tsara hariva e!!!!👋. Mbola ato daholo ve ianareo mpanaraka ny pejy ô?🤭
Andao asiana lalao kely ndray aloha ary e! Toy izao ny fandean'ny lalaon_tsika:
🥀 abonne_o ny page na suivre_o👍
🥀 Asio réaction ilay publication ao(captureko etsy ambany)
🥀 Invité_o namana 10 anaty commentaire+soratra oe midira ho abonné
🥀 Partagé_o varotra misy anao io publication ao@commentaire io
❌Izay commentaire be réaction👍 indrindra dia mahazo cadeau surprise avy aty@nay💌
❌ ariva ny fisarihana f'aza miala an!
❌❌❌Ndao ary e!!! Bonne chance daholo☺️👍❤️🥰

Salama daholo eeeee!🥰ela izay tsy nihaonan_tsika izay,,,🥹😪Nalahelo anareo mihintsy ny tenanay fa saingy noho ny antony m...
09/04/2025

Salama daholo eeeee!🥰ela izay tsy nihaonan_tsika izay,,,🥹😪Nalahelo anareo mihintsy ny tenanay fa saingy noho ny antony manokana moa dia tsy afa_manoatra e!😊koa andao ary fa tonga ny lera e!😉✨ Andao velomin_tsika ity pejin_tsika ity🤩🤩🤩
🌻🌻Atombon_tsika sweet à capuches ireto ary 🌻 Sady prix bonne année daholo an!😘😘 mbola tsy tara kosa e!😉😜
🌻🌻Araraoty fa mandalo ny mora an!🌻🌻
🌻🌻Asio 👍ny page na tsindrio ny ''suivre''🌻🌻dia antsoy ny namana mba hahita e!🌻🌻
❌❌Eo ambanin'ny sary ny taille sy prix ❌❌
Dyane mod'Elle ''Tsara anefa mora e!"

Test
02/04/2025

Test

test. | Check out randjamiangaly LIVE videos on TikTok! Watch, follow, and discover the latest content from randjamiangaly.

01/01/2025

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Minosoa Onitiana, Fafah Raveloson

Nahavita soa ny Noël daholo e!!!🌲🌲🌲Dia arabaina ki nahatratra ny taona vao2 2025 daholo an!🤗🎊Eto aho,dia mankasitraka in...
01/01/2025

Nahavita soa ny Noël daholo e!!!🌲🌲🌲
Dia arabaina ki nahatratra ny taona vao2 2025 daholo an!🤗🎊
Eto aho,dia mankasitraka indrindra anareo mpanaraka ny page Dyane mod'Elle rehetra 🙏
Misaotra r'reto an! Na ho an'ireo izay nanohana na ho an'izay Vao hanohana😉,. taona vao2 izao dia hiezaka hanome ny tsara ho anareo hatrany izahay fa aza miala lavitra an !Maro ny zavatra tsara sy mahasoa hirampizaran_tsika eto fa lazao ny namana izay mbola tsy abonné 😉. 🥰. Izay aki fa mirary soa ho antsika rehetra an! Ho taona zina ho antsika anie ity taona ity🌳☘️🌿eo ambany fahasoavan'Andriamanitra 🙏

16/12/2024

Tena ratsy be ry reto le connexion a!🥹😭tena azafady e!🙏aleo fa lazaiko eto iany rehefa milamina tsara io connexion io,..Tena migafy le yas😭

Akory retsy an !?🥰🌲🌲Hanao live_tsika  ,ataontsika prix mora be fa 1er live_tsika androany an!😉Robes, combi short, kiraro...
16/12/2024

Akory retsy an !?🥰🌲🌲
Hanao live_tsika ,ataontsika prix mora be fa 1er live_tsika androany an!😉
Robes, combi short, kiraro talon
Sady hisy ny fisarihana ho an'izay mi_mentionner namana 05 mandritra ny live,mi_partage ny live_tsika ary aza adino ny ❤️. Izay tsara vintana eo dia mahazo crédit 5000ar.. Aza miala ary e! Rehefa avieo zany

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dyane mod'Elle posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share