Gracia Beauty

Gracia Beauty Beauté, paillettes et self-love au rendez-vous !❤️

« La beauté commence par les petits détails « 💅💖 Des ongles qui attirent tout les regards 😍Afaka mametraka rendez-vous i...
18/07/2026

« La beauté commence par les petits détails « 💅💖
Des ongles qui attirent tout les regards 😍
Afaka mametraka rendez-vous ianao Raha tinao atao Ohatrany zao ny hoho anao
Toerana :67ha ampitan’ny fiangonana Jesosy Mamonjy
Contact :0347045097 ☎️
Accès parking ✅

Bonsoir ☺️ Mandalova daholo fa misokatra manomboka @ 8h-17h izahay. ☺️ Toerana: 67ha, ampitan’ny Fiangonana Jesosy Mamon...
25/02/2026

Bonsoir ☺️
Mandalova daholo fa misokatra manomboka @ 8h-17h izahay. ☺️

Toerana: 67ha, ampitan’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy🏠
Tsy misokatra Talata sy Alahady
Prestation à domicile ihany koa 🏡
Contact: 0347045097☎️
Accès parking 🚘
Accès wifi

Bonsoir daholo ☺️Ho an’ireo izay mbola tsy mahafantatra dia mandray prestations avant 8h izahay. Izany hoe ilay vao mara...
20/02/2026

Bonsoir daholo ☺️
Ho an’ireo izay mbola tsy mahafantatra dia mandray prestations avant 8h izahay. Izany hoe ilay vao maraina be iny. ☺️
Tsara kokoa raha maka rdv mialoha hamandriana toerana. ☺️

Toerana: 67ha, ampitan’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy🏠
Tsy misokatra Talata sy Alahady
Prestation à domicile ihany koa 🏡
Contact: 0347045097☎️
Accès parking 🚘

19/02/2026

Encore félicitations ❤️
Mbola maro be jeux miandry atsika ato @ page fa aza miala alavitra ah.
Vao manomboka mihitsy tsika izao.
Aza adino:
Mi s’Abonne @ ity page ity✅
Asio reactions sy commenataires fona publications. ✅
Partagena ihany koa publication an-tsika✅

Izy no tsara vintana t@ ity lalao ity fa mety ianao no manaraka eo. 😘

Manao prestation rehetra izahay fa aza misalasala manantona anay mivantana eny 67ha, ampitan’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy. ☺️

Coucou daholo 😍😍😍Andao @ izay ary asitsika Lalao be indray eto @ page eh😍😍😍Elaela tsika tsy niona ka andao fa izay comme...
18/02/2026

Coucou daholo 😍😍😍
Andao @ izay ary asitsika Lalao be indray eto @ page eh😍😍😍
Elaela tsika tsy niona ka andao fa izay commentaires faha 20 dia mahazo prestation onglerie gratuite @ izay modele tiany. ☺️
Alefao ary……

fans avy @ izayyyyy…..😍

Toerana: 67ha, ampitan’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy🏠
Tsy misokatra Talata sy Alahady
Prestation à domicile ihany koa 🏡
Contact: 0347045097☎️
Accès parking 🚘
Accès wifi

Address

67ha
Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Telephone

+261386262283

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gracia Beauty posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share