KilongA

KilongA Tsiskitsiky sy hehy, mahaliana sy mahafinaritra

Hatrany an-gabone hono ianao indrandray dia misy tanana kely mikitikitika πŸ₯°πŸ˜Š
15/03/2026

Nanaovan'i Talia indray lay akanjony fony izy Marimar

Mama variana, ny zaza minono πŸ‘ΆπŸ‘…πŸ˜
13/03/2026

Mama variana, ny zaza minono πŸ‘ΆπŸ‘…πŸ˜

Zany hono e
10/03/2026

Zany hono e

04/03/2026

Bonbon voanjo, ianao ve mba tia, toy izao ny fanamboarana azy any Inde

75 taona izao i Noely fa ny feony tena mbola mitana a
04/03/2026

75 taona izao i Noely fa ny feony tena mbola mitana a

Ambanivolo mahay mandray olona, tsara sakafo a
04/03/2026

Ambanivolo mahay mandray olona, tsara sakafo a

Mafy izy, tsisy maty tsy amin'ny androny hono. Tsy nantsoin'ny ray izy raha sendra lasa fa niantso tena.
01/03/2026

Ny tsy itiavako saka, hoy lay ol zay. De atao ahoana ty, nefa lay drap sy kidoro vao nosoloina mitsy πŸ₯Ή
27/02/2026

25/02/2026

Tena tsy ampoizina, teny Alatsinainy Bakaro teny

Saro-piaro madama, piso nahazo plasy ty, nefa ny tena mba te hitositosy
23/02/2026

Saro-piaro madama, piso nahazo plasy ty, nefa ny tena mba te hitositosy

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KilongA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to KilongA:

Share