01/08/2026
Niasa mafy équipe dia Tonga nanovo hery vaovao daholo hiatrika ady sy asa mafy indray...
Bravo my Team fa Téo tsy fahitantory, rythme mafy, tsy fisakafoana fa manenjika livraison amam_bolana maro ...Mendrika anareo fialantsasatra Kely ....
IZAHAY ATO @ dia mirary soa anareo rehetra clientes_nay tsy ankanavaka ho ambinimbola, hahazo tombony bé daholo 😍😍🙏