Beauté et Mode

Beauté et Mode Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Beauté et Mode, Women's clothes shop, Antananarivo.

☘ Hoan'izay tsy dia salama sy vizana lava, mora andairan'aretina.☘ Hoan'ireo te ho tsara bika sy te ho lava voloNy fenug...
14/07/2022

☘ Hoan'izay tsy dia salama sy vizana lava, mora andairan'aretina.
☘ Hoan'ireo te ho tsara bika sy te ho lava volo

Ny fenugrec no zavamaniry be otrikaina sy mampazoto homana indrindra ho an'ny ankizy.

🌷 Mampitombo tanjaka sy hery fiarovana, mahasalama
🌷 Ho an'ny sarotra ngeza.

Inty ny vahaolana tsotra nefa tena mahomby.
☘ Produits naturel : graine de fenugrec sy huile de fenugrec
☘ Mety amin'ny olona rehetra sy ny mpanao sport.

👉 Graine (mampitombo poids) : 25.000ar le KG
👉 Huile de fenugrec (hanaovana massage sy mampaniry volo) : 25.000ar/250ML

Manao livraison.
Mandefa any amin'ny Provinces

Salama daholo.Disponible ny graine de fenugrec sy huile de fenugrec ato aminay an.
11/07/2022

Salama daholo.
Disponible ny graine de fenugrec sy huile de fenugrec ato aminay an.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Beauté et Mode posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share