15/06/2026
โค๏ธโค๏ธ
โ๐ง๐ถ๐ฎ๐๐ผ ๐ถ๐๐ฎ๐ ๐ฒ๐ผ ๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ฒ๐น๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผโฆ ๐ฎ๐น๐ผ๐ต๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ต๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ต๐ถ๐๐ถ๐ฎ ๐ถ๐๐ฎ๐ ๐๐๐ ๐ฒ๐ผ.โ โค๏ธโ๐ฉน๐จ๐
Matetika isika mihevitra fa misy olona sy zavatra hijanona mandrakizay eo aminโny fiainantsika.
๐ Ilay miantso anao isanโandro.
๐ Ilay tonga foana rehefa mila azy ianao.
๐ Ilay miaritra ny toetranao, ny fahadisoanao, ny adalanao, nefa mbola mijanona eo anilanao ihany.
๐ Ilay miezaka isanโandro, na dia kely aza ny ananany, mba tsy hanan-java-manahirana ianao.
๐ Ireo nomen'Andriamanitra anao, na inona toetrany, na inona kilemany.
๐ Ireo tsotra sy kely, izay ataontsika ho mahazatra sy tsy dia asiana lanjany.
๐ Ilay miasa mangina sy manao sorona isanโandro mba hananganana ny hoavinao, na dia tsy hitanao aza ny ezaka ataony.
KanefaโฆHoavy ny andro irayโฆ
๐ Tsy misy mananatra intsony.
๐ Tsy misokatra intsony ilay varavarana.
๐ Tsy hita intsony ilay tsiky.
๐ Tsy eo intsony ilay olona fiadiana.
Sao isika mieritreritra foana fa mbola misy fotoana.
๐ Fotoana hilazana hoe misaotra.
๐ Fotoana hitiavana bebe kokoa.
๐ Fotoana hamelana heloka.
๐ Fotoana hiarahana sy hankafizana.
Kanefa tsy mampandre ny fiainana rehefa maka indray izay nomeny anao vetivety.
โ
Koa raha sendra mamaky ity ianao, apetraho kely anilanao ny avonavona sy ny ambom-po, ary mandiniha tsara.
Tsy rahampitso. Fa anio.
๐ Lazao aminโireo akaiky anao fa tinao izy.
๐ Karakarao ireo mikarakara anao.
๐ Ankafizo ireo fotoana mety
๐ Hajao ireo manaja anao
Satria indray andro any, ilay heverinao ho โmahazatraโ anio dia mety ho ilay zavatra tena tsy hohitanao intsony rahampitso.
Ary minoa ahyโฆ
Ny nenina matetika mavesatra tsy zakan'ny saina.
๐งทRaha fantatsika mialoha izay entinโny rahampitso, dia tsy hatahotra ny tampoka sy ny tsy ampoizina isika.
Izany no antony tsy maintsy ianarantsika hitia, hamela heloka, ary hilaza izay zava-dehibe raha mbola misy fotoana.
โโ๐๐๐ฎ ๐ฎ๐๐ฒ๐น๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐๐๐ผ ๐ป๐ ๐๐ฒ๐ป๐ ๐๐ถ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ผ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ต๐ผ๐น๐ฎ๐๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ป๐ถ๐ผ. ๐๐๐ฎ ๐ฎ๐๐ฒ๐น๐ฎ ๐ต๐ผ ๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐ณ๐ถ๐ต๐ฒ๐๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐๐ผ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐๐ฎ๐ผ ๐ถ๐๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐ป๐ธ๐ฒ๐ต๐ถ๐๐ฟ๐ถ๐ป๐ ๐ถ๐๐ฎ๐ผ.
๐ Mankasitraka izay nomenโny fiainana anao marina ve ianaoโฆ sa miandry ho very vao hahalala ny lanjany?
Ho anโizay mandre, aoka handray lesona. โ๏ธ
Toky Ravo Arinirainy