06/01/2025
Heyyy 😍😍
Mandray commande hatrany izahay amin’ireo Tissu vaovao be ireto.
🎀 95 % coton amin’ilay matevina tsara
🎀 Tsy mitsoboloka rehefa sasana
🎀 Tsy mafy mienjana ny lamba fa malefaka tsara
🎀 Tsy mihofo rehefa sasana
🎀 Amin’ny kalitao tena tsara
- Drap plat + Drap Housse 1 place 90x190x15cm + 1 Taie 45x60cm : 55 000Ar
- Drap plat + Drap housse 2 places 140x190x16cm + 2 Taies 45x60 cm : 70 000Ar
✔️ Afaka manao sur mesure
✔️ Ao amin’ny commentaire ny sary réelle ny tissu
MP daholo izay hanao commande ary 😊😊