M4 STORE

M4 STORE Vente

Ho ataontsika promotion indray ito Crochet adhésif transparent ito20 pièces seulement à 15.000 Ariary raha 20.000 izy te...
17/09/2026

Ho ataontsika promotion indray ito Crochet adhésif transparent ito

20 pièces seulement à 15.000 Ariary raha 20.000 izy teo aloha

✔️ Mahazaka entana hatramin'ny 250 g isaky ny crochet.

✔️ Mora apetaka, tsy mila fandavahana na visy.

✔️ Azo ampiasaina amin'ny surface malama tsara toy ny :

Carreaux (carrelage)
PVC
Mélamine
Vy (métal)
Rindrina malama

✔️ Mety tsara ho an'ny :

Sotro sy fitaovana an-dakozia
Servieta sy lamba famaohana
Lakile
Kojakoja maivana isan-karazany

Prix Tokana:

20 PCS = 15.000 AR
Afaka manome prix de gros ho an'ireo izay mbola ivarotra

Tonga indray ny arrivagePEINTURE BOMBE HAUTE TEMPÉRATURE – 600°C+Mahazaka hafanana mihoatra ny 600°C !✔️ Mety tsara ho a...
17/09/2026

Tonga indray ny arrivage

PEINTURE BOMBE HAUTE TEMPÉRATURE – 600°C+
Mahazaka hafanana mihoatra ny 600°C !
✔️ Mety tsara ho an'ny :
Pot d'échappement
Moteur
Barbecue
Four
Tuyauterie sy pièces métalliques
Milina sy kojakoja iharan'ny hafanana avo
Loko misy :
Gris Matte
Noir Matte
PRIX SPÉCIAL : 25.000 ARIARY
✔️ Mahatohitra hafanana avo be
✔️ Maina haingana
✔️ Finition matte tsara tarehy
✔️ Miaro amin'ny harafesina sy ny fahasimban'ny hafanana
Vidiny : 25.000 Ariary

Aza adino fa ny prise protécteur ihany koa mbola dispo hatrany a,
28/07/2026

Aza adino fa ny prise protécteur ihany koa mbola dispo hatrany a,

⚡ PRISE PARAFoudre SANTOELECT ⚡
Protégez vos appareils, évitez les dégâts !

🔌 Prise parafoudre 2P + T
✅ 220V / 50Hz
✅ 10A

🛡️ Protection efficace contre :
Les surtensions (hausse soudaine du courant électrique) ;
Les sous-tensions (baisse anormale de la tension).
🏠 Compatible avec tous vos appareils électroménagers :
Téléviseur 📺
Réfrigérateur ❄️
Machine à laver 👕
Ordinateur 💻
Ventilateur 🌬️
Et bien d'autres équipements électroniques.
⭐ Pourquoi choisir cette prise parafoudre ?

✔️ Protège vos appareils contre les dommages électriques ;
✔️ Facile à installer et à utiliser ;
✔️ Solution pratique et économique ;
✔️ Fiabilité et sécurité au quotidien.

💰 PRIX : 25 000 Ar

⚠️ N'attendez pas qu'une fluctuation électrique endommage vos équipements !
Investissez dès aujourd'hui dans la protection de vos appareils.

📍 SANTOELECT – Votre partenaire en sécurité électrique.

SANTOELECT : la qualité, la protection et la tranquillité d'esprit.

ARRIVAGE VAOVAO !BOMBE PEINTURE DORÉEMety tsara ho an'ny décoration rehetra!✨ Omeo endrika manjelanjelatra sy maoderina ...
28/07/2026

ARRIVAGE VAOVAO !
BOMBE PEINTURE DORÉE

Mety tsara ho an'ny décoration rehetra!

✨ Omeo endrika manjelanjelatra sy maoderina ny zavatra tianao havaozina.

Mety ampiasaina amin'ny :
Cadres sy décoration an-trano
Vazy sy objets décoratifs
Fanaka sy kojakoja hazo
Métal sy vy
Plastique
DIY sy fanavaozana kojakoja taloha

Ataovy miavaka sy manara-penitra ny décoration-nao amin'ny loko doré!

VIDINY : 12.000 ARIARY

ARRIVAGE VAOVAO !PEINTURE BOMBE HAUTE TEMPÉRATURE – 600°C+Mahazaka hafanana mihoatra ny 600°C !✔️ Mety tsara ho an'ny :P...
27/07/2026

ARRIVAGE VAOVAO !
PEINTURE BOMBE HAUTE TEMPÉRATURE – 600°C+

Mahazaka hafanana mihoatra ny 600°C !

✔️ Mety tsara ho an'ny :

Pot d'échappement
Moteur
Barbecue
Four
Tuyauterie sy pièces métalliques
Milina sy kojakoja iharan'ny hafanana avo

Loko misy :

Gris Matte
Noir Matte

PRIX SPÉCIAL : 25.000 ARIARY

✔️ Mahatohitra hafanana avo be
✔️ Maina haingana
✔️ Finition matte tsara tarehy
✔️ Miaro amin'ny harafesina sy ny fahasimban'ny hafanana

Vidiny : 25.000 Ariary

ARRIVAGE VAOVAO !Crochet adhésif transparent – Ultra pratique !20 pièces seulement à 20.000 Ariary !✔️ Mahazaka entana h...
27/07/2026

ARRIVAGE VAOVAO !

Crochet adhésif transparent – Ultra pratique !

20 pièces seulement à 20.000 Ariary !

✔️ Mahazaka entana hatramin'ny 250 g isaky ny crochet.

✔️ Mora apetaka, tsy mila fandavahana na visy.

✔️ Azo ampiasaina amin'ny surface malama tsara toy ny :

Carreaux (carrelage)
PVC
Mélamine
Vy (métal)
Rindrina malama

✔️ Mety tsara ho an'ny :

Sotro sy fitaovana an-dakozia
Servieta sy lamba famaohana
Lakile
Kojakoja maivana isan-karazany

Prix Tokana:

20 PCS = 20.000 AR
Afaka manome prix de gros ho an'ireo izay mbola ivarotra

LAKOLY VY MAFY WATA QUICK EPOXY STEEL 🔩Mitady lakoly mahery sy maharitra ho an'ny fanamboaranao?✅ Mifikitra mafy amin'ny...
22/07/2026

LAKOLY VY MAFY WATA QUICK EPOXY STEEL 🔩
Mitady lakoly mahery sy maharitra ho an'ny fanamboaranao?
✅ Mifikitra mafy amin'ny vy sy metaly ary mahazaka hafanana
✅ Mora ampiasaina amin'ny fiainana andavanandro
✅ Maina ao anatin'ny 4 minitra monja
✅ Mety amin'ny fanamboarana fiara, moto, fantsona, fitaovana an-trano, sy ny maro hafa
💪 Mafy • Haingana • Azo itokisana
Afaka manao livraison et Antananarivo na any amin'ny faritra

🏠💧 ARRIVAGE – COLLE WATERPROOF ANTI-FUITE ! 💧🏠🔧 La solution idéale pour stopper les infiltrations d'eau et réparer effic...
22/07/2026

🏠💧 ARRIVAGE – COLLE WATERPROOF ANTI-FUITE ! 💧🏠
🔧 La solution idéale pour stopper les infiltrations d'eau et réparer efficacement vos surfaces !
✅ 100 % étanche ;
✅ Résiste à l'eau, à l'humidité et aux intempéries ;
✅ Forte adhérence : ne se décolle pas facilement ;
✅ Transparente après séchage ;
✅ Facile à appliquer grâce au pinceau ;
✅ Convient à plusieurs types de supports : béton, métal, PVC, plastique, bois, etc.
🏡 Idéale pour :
Toitures et terrasses ;
Murs fissurés ;
Gouttières ;
Joints et raccords ;
Réparations domestiques diverses.
💰 PRIX SPÉCIAL : 16 000 Ariary seulement !
⚠️ Stock limité – profitez vite de ce nouvel arrivage !
📞 Contactez-nous dès maintenant pour vos commandes.
✨ COLLE WATERPROOF – Réparez, collez et protégez en toute confiance ! ✨

24/06/2026

📚 Arrivage Cahier CALLIGRAPHE
🎒 Andao homanintsika tsikelikely ny fidiran'ny mpianatra !
✅ Cahier de qualité pour tous les niveaux scolaires
💰 Prix de gros à partir de 5 paquets
🚚 Livraison possible
📦 Envoi dans toutes les régions
📞 Commandez dès maintenant !

Send a message to learn more

mbols disponible ihany koa ny colle vy antsika an
23/06/2026

mbols disponible ihany koa ny colle vy antsika an

🔩 LAKOLY VY MAFY WATA QUICK EPOXY STEEL 🔩

Mitady lakoly mahery sy maharitra ho an'ny fanamboaranao?

✅ Mifikitra mafy amin'ny vy sy metaly
✅ Mora ampiasaina amin'ny fiainana andavanandro
✅ Maina ao anatin'ny 4 minitra monja
✅ Mety amin'ny fanamboarana fiara, moto, fantsona, fitaovana an-trano, sy ny maro hafa

💪 Mafy • Haingana • Azo itokisana

Tongava maka ny anao dieny izao!

Vidiny : 16.000 ariary

Afaka manao livraison et Antananarivo na any amin'ny faritra

Address

Ambohimanarina
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:30 - 17:00
Tuesday 07:30 - 17:00
Wednesday 07:30 - 17:00
Thursday 07:30 - 17:00
Friday 07:30 - 17:00
Saturday 07:30 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when M4 STORE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share