16/04/2026
Salama ehhh💗
Ity pejy ity dia mivarotra accessoires téléphone toy ny écouteurs, casques, chargeurs, cordons, etc. Mandefa en détails izahay ary mandefa en gros ihany koa ho an'ireo izay mikasa ny mbola hivarotra (efa misy ny tolotra manokana ho an'ireo maniry hanao izany).
Afaka récupérena ny entana ato amin'ny Tsenakely ho anao. Miezaka ny ho disponible foana koa izahay amin'ny livraison indrindra amin'izao fanombohana izao.
Ka ity aza ny vokatra voalohany ho entinay:
- Casque "Ear cat" P47
- Couleurs disponibles: Rose - Gris rose - Bleu ciel - Bleue marine - Noir - Violet
- Prix: 20 000ar/unité
Manasa anao hanaraka ny pejy sy handefa hafatra miafina raha toa ka mahaliana anao ity vokatra ity💗