Tanora tia vavaka

Tanora tia vavaka Embrace the Extraordinary. Find the perfect outfit that mirrors your unique charm and personality.

16/11/2023
05/07/2023

Eo amin'i Jesosy irery ihany no misy Toky sy hery🥺🙏

03/05/2023

Hento eo amin'I Jesosy reo hentanao mavesatra fa Izy anie malemy fanahy sady tsy MBA miavona am-po e✨🙏

17/04/2023

Na inona na inona vavaka atao amin'ny finoana dia ho azonareo izany🙏✨

22/02/2023

Izay sitrakao ry Ray,Dia hifaliako🙏🥰
Satria ianao no mahay izay faniriako❤️

25/01/2023

Aza mitebiteby fa aoka hatoky an'Andriamanitra🙏
Asehoy fa manana Ilay Ray be fitiavana ianao❤

18/01/2023

Manana aho Tompo ô fa manana anao
Niova ny fianako Tompo ô tao aminao

13/01/2023

Amin'ny andro tsy ampoizinao no hahazoanao valim-bavaka🙏

11/01/2023

Aza manaiky ho resin'ny hakiviana izany
Fa mbola ho avy ilay maraina mamiratra ho anao🙏

09/01/2023

Ao anatin'ny ady no ahitana fandresena
Matokia anefa fa hampandresy anao Jesosy🙏❤

06/01/2023

Matokia an'i Jéhovah amin'ny fonao rehetra,fa aza miankina amin'ny fahalalanao
Ohabolana 3:5

04/01/2023

Efa manomana zavatra tsara lavitra ho anao Andriamanitra🙏

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tanora tia vavaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tanora tia vavaka:

Share

Category